Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 10h52
 

Articles dans la rubrique « Teny zato, kabary arivo »

  • Voadingana ny TGV

    mercredi 26 novembre 2008 | Naivo kely |  1638 visites
    Lany olo-manga ve ny TGV ka olona avy amin'ny antoko hafa no nalainy hiara-miasa amin'ingahy Ben'ny tanàna ? Raha vao nandray ny toerana maha-Ben'ny tanàna i Andry Rajoelina, dia vitsy tamin'ireo tazana niaraka taminy tamin'ny fifidianana no nahazo toerana. Saika olona efa nipirina tany amin'ny nisy azy avokoa no tazana nandrafitra ny teo amin'ny kaominina folo volana lasa izay. Dia gaga ny rehetra hoe lany olo-manga angaha ny Tanora Gasy Vonona no ireo olona tsy niray petsapetsa nampiakatra (...)
  • Miandry ny vokatra

    mardi 25 novembre 2008 | Naivo kely |  557 visites
    Hifarana anio ilay loabary an-dasy eny Iavoloha. Ankolafin'olona maro no nandray anjara tamin'ny ady hevitra teny. Niainga tao ny teknika sy ny tora-po avy amin'ny olona nasaina. Samy nihevitra ny tenany ho marina sy mahomby avokoa tamin'izany ady hevitra izany. Ny hevitry ny maro tokoa hono no maha-taka-davitra. Ireo teny hifanomezana valo ao amin'ny MAP no novelabelarina tao. Nijerena ifotony ny lalan'ny fahombiazana sy ny mbola tsy efa. Na dia hita aza fa samy nilaza ny zava-bitany ny (...)
  • Mila savony

    samedi 22 novembre 2008 | Naivo kely |  965 visites
    Tsy misy mpandraharaha iray tsy mikolay eto amin'ny tanàna. Manahy ny ho avin'ny orinasa Malagasy izy ireo noho ny tsy fisian'ny fiarovana azy ireo mivantana, ka hanjakan'ny entana vahiny ny tanàna. Isan'ny naneho ny tsy hafaliany ny avy eo anivon'ny savonnerie tricale ny alakamisy teo. Famotehana ny orinasa Malagasy no hita eto, na dia hambara aza fa omena ny sehatra sahaza azy ireo mpandraharaha eto amin'ny tanana. Inona no tena marina hoy ny mpitazana, satria ny mpitondra, dia ny manambara (...)
  • Ampahany no hita

    vendredi 21 novembre 2008 | Naivo kely |  855 visites
    Tora-kovitra ny rehetra raha nandre fa tratra teto Madagasikara ny zava-mahadomelina mahery vaika toy ny "heroine" sy ny "cocaine". Karana no nampiditra io antsokosoko, saingy tsy avelan'ny marina tsy hipoitra ny ratsy. Toerana iray heverin'ny hafa fa ho tobim-pamaharan'ny rongony mahery vaika ny eto. Matoa tafiditra teto ireny, dia misy ny mpandray ny entana. Ary io hiarahana mahita io ny handrakandrana ataon'ny tanora Malagasy, ka tsy ho gaga isika raha heverin'ny hafa ho loharanom-bola (...)
  • Be tsy handraofana

    mercredi 19 novembre 2008 | Naivo kely |  663 visites
    Raikitra ny fitokonan'ny mpiasan'ny antenimieram-pirenena omaly maraina. Hetsika ho fanehoana firaisan-kina amin'ny tsy fanekena ny fandroahana mpiasa ao amin'ity andrim-panjakana ity. Roan-jato mahery ireo nanao fihetsiketsehana omaly. Tsara ny firaisan-kina, fa tsy maintsy atao kosa ny fanadiovana hoy ny ankilany. Tsapa fa maro tamin'ireto mpiasa ao amin'ny antenimieram-pirenena ireto no matoatoa. Izany hoe izay olo-maventy tonga ao dia mitondra ny akamakama sy ny fianankaviany avokoa mba (...)
  • Hiatrika ny safidim-bahoaka

    mardi 18 novembre 2008 | Naivo kely |  518 visites
    Anio no ho tsarain'ny vahoaka ny asa vitan'ireo olom-panjakana maro eto amintsika. Ao anatin'ilay loabary an-dasy etsy Iavoloha no ahitana izany. Andeha ny kajikajy rehetra momba ny asa vita, nefa ny fiantraikany izany eny anivon'ny vahoaka mba manao ahoana? Tsara ny tarehi-marika mety hivoaka, fa ny asa vita ihany no hifampitsarana hoy ilay antoko iray izay. Samy hiaiky isika rehetra fa nisy ny asa vita, fa mba firy isan-jaton'ny nampanantenaina kosano vita. Voatsangana ve ny rindrina (...)
  • Omaly tsy miova

    lundi 17 novembre 2008 | Naivo kely |  608 visites
    Mbola miaina ao anatin'ny vidin-tsolika midangana ny ankamaroan'ny mpanjifa eto amintsika. Toa tsy misy fiantraikany any amin'ny vahoaka akory ny fidinan'ny vidin'ny barika ho 60 dolara eo amin'ny tsena iraisampirenena. Mbola tsy lany ny tahiry nividianana ilay solika 140 dolara, hoy ireo orinasa mpanafatra solika avy any ivelany. Tsy hamono antoka izahay ka aleo aloha ho ritra ireo novidiana lafo, vao mandinika ny mety ho fidinan'ny solika izahay. Efa nampidina ihany ry zareo, saingy misy (...)
  • Injay ilay feo

    samedi 15 novembre 2008 | Naivo kely |  994 visites
    Nahazo sehatra tamin'ny haino aman-jery samy hafa teto Madagasikara ny amiraly Ratsiraka tao ho ao. Ao raha hoy ny fomba fiteny izay. Mampahatsiaro ny zava-nitranga taorian'ny taona 1991 ny toy izao, ka nampiongana ny profesora Zafy Albert tao anatin'ny taona vitsy. Dia heno fa hiverina an-tanindrazana hono ny amiraly Ratsiraka ? Izay ve no tena marina ? Injay ilay feo, hoy ny mpitazana. Rehefa tsy nahatafavoaka baolina ny mpanohitra teto an-toerana nandritra ny fotoana maro, dia (...)
  • Tompony mangataka ny atiny

    vendredi 14 novembre 2008 | Naivo kely |  753 visites
    Ny taona ho avy io no hanomboka ny fanondranan'ireo goaibe mpindrandraka ny harena ankibon'ny tany toy ny fasy mainty ho any ivelany. Ny orin'asa QMM no nahazo ny tsenan'ny fitrandrahana, ary voalaza fa voafehy tsara ny fifanarahana na ny an'ny fanjakana foibe na ihany koa ny fiarovana ny tontolo iainana. Namboarina ny seranan-tsambo ao Tolagnaro afahan'ireo sambo mitaona ny vokatra. Nanamboarana trano vaovao ny mpiasa. Napetraka ny fiarovana ny tontolo iainana, ary voafehy tsara ny (...)
  • Ny asa vita no hifampitsarana

    jeudi 13 novembre 2008 | Naivo kely |  505 visites
    Hifantoka any amin'ny loa-bary andasy ny sain'ny mpanara-baovao maro ny herinandro ho avy izao. Hetsika izay karakarain'ny eo anivon'ny fiadidiana ny Repoblika, mba ahafantarana izay asa vita sy ny mbola tsy efa. Fepetra iray natao mba ahalalana ny olona notendrena hitana andraikitra nahavita ny asany antsakany sy andavany, sy ny nanao alasafay izany andraikitra goavana izany. Ny asa vita no hifampitsarana, ka na dia hipetraka an-taratasy maty paika aza ny tatitra isan-karazany, dia (...)
  • Mandehandeha mahita raha

    mardi 11 novembre 2008 | Naivo kely |  814 visites
    Tonga dia lasa. Tsy mitambona mihitsy ny filoha Ravalomanana, mitady izay hambarany fa ahasoa ny vahoaka Malagasy. Tsara ny dia. Io hatrany no hambarany isaky ny tonga avy mitety firenena izay notsidihany izy. Fifanarahana ara-barotra sy ny fampahafantarana ny kolontsain'ny firenena. Fikarohana tsena afahana mamatsy rano fisotro madio, na herinaratra. Heno hatrany izany amin'ny tatitra ataon'ny filoha. Mandehandeha tokoa mahita raha hoy ny fomba fiteny izay. Ny "Force One" aza voalaza fa (...)
  • Tsy nisy mitsipaka

    lundi 10 novembre 2008 | Naivo kely |  496 visites
    Io indray ilay manara-drenirano ataon'ny depiote tsy miankina etsy Tsimbazaza hoy ny mpitazana. Na iray aza tsy nisy sahy nilaza ny heviny na nitsipaka nandritra ny fandaniana ny teti-bolam-panjakana ny herinandro teo. Izany hoe resy lahatra hatramin'ny fara,ny momba ity resaka ity izany izy ireo, ka mora sy nisosa ery ny fizotry ny fivoriana tao an-dapa. Tsy hidirana laliny ny toe-bola ho entin'ny ministera isan'isany miasa na ireo andrim-panjakana, fa ny tsapa dia tsy mba hita firy (...)
  • Lany tao Irak ny vola ?

    samedi 8 novembre 2008 | Naivo kely |  869 visites
    Antony nahatonga ny krizy ara-bola eran-tany ny fandaniana momba ny fanaovan-trano tany amin'ireo firenena matanjaka, ka tsy voaverina amin'ny laoniny avy eo. Io no fanazavana entin'ny mpahay toe-karena any ivelany hilazana ny fahavoazana mianjady amin'ireo banky any ivelany. Voa mafy I Etazonia, ka niitatra any amin'ny firenen-kafa. Ny tsy azo odian-tsy hita ihany koa anefa, dia isan'ny naha-banky ropitra ny firenena matanjaka ny ady atao ao Irak sy ny filazana ho fampandrian-tany any (...)
  • Teny zato kabary arivo

    Tsy manaiky ireo solombavambahoaka

    vendredi 7 novembre 2008 |  790 visites
    Niantso ny filohan’ny antenierampirenena, Jacques Sylla hanatrika ny fivoriana manokana handinihina ny raharaha anatiny ireo solombavambahoaka Tim omaly hariva. Androany maraina kosa ny fivoriambe ho an’ny depiote rehetra mbola raharaha anatiny ihany. Betsaka ny raharaha anatiny halamina amin’izany. Mialoha ny handinihina ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana 2009 adroany hariva no tsy maintsy hahavitàn’izany. Tsy mitovy hevitra amin’ny filohany Jacques Sylla ireto solombavambahoaka (...)
  • Nivadika ny pejy

    jeudi 6 novembre 2008 |  489 visites
    Nandresy ingahy Barack Obama avy amin'ny demokraty. Lavony tamin'ny isam-bato 338 i Mc Cain avy amin'ny repoblikana izay vato 155 monja no azo tamin'ireo mpifidy vaventy. Sambany hoy ny maro, vao mba nisy filoha mainty tany Etazonia, ary antenaina ny hitondra rivo-baovao eo amin'ny lafim-pianan'ny vahoaka Amerikana maro izay nahatafakatra azy ho filoham-pirenena izao. "Hanangana an'i Amerika ho amin'ny toerana sahaza azy aho", hoy ingahy Obama omaly tao Chicago raha nikabary voalohany, ary (...)
  • Anatry ny hafa

    mardi 4 novembre 2008 |  1309 visites
    Tratra ireo nahavanon-doza tetsy Mahamasina namono ilay dokotera mivady sy ny mpanampy azy. Vono olona feno habibiana no nitranga, ary ny zanany vavy izay taizany fony faha-kely no nahavita ny heloka niaraka tamin'ny sakaizany. Niaky ny heloka vitany izy roa ireto, ary tamin'ny fomba mahatsiravina no nanaovana ny vono olona. Maty niaraka tamin'izy mivady ireto koa ilay ramatoa be mpanampy azy, satria nahiana ahita ny tsiambaratelo. Tany Mananjary no tratra izy roa, ary ny Polisy misahana ny (...)
  • Andro iray hitondra inona ?

    lundi 3 novembre 2008 | Naivo kely |  553 visites
    Rahampitso no hiatrika ny fifidanana izay ho filoham-pireneny ry zareo Amerikana. Fifidianana izay heverina fa hitondra rivotra mety ho tsara sy ratsy eo amin'izao tontolo izao. Noho izay rivotra hafahafa izay, dia hifantohan'ny mpanara-maso maneran-tany ity fifidianana ity. Miankina amin'io ny ho avin'ny toe-karena maneran-tany, ary isan'io isika eto Madagasikara. Miankina amin'ny firenena matanjaka tokoa ny toe-karen'ny firenena andalam-pandrosoana toan'i Madagasikara. Ny firenena toa (...)
  • Manjakazaka

    vendredi 31 octobre 2008 | Penjy R. |  1062 visites
    Raikitra izany, fa ny fanjakana no hanafatra solika any ivelany. Tsy hisian'ny fanararaotana eo amin'ireo kaompania mpanafatra solika no anton'io. Fantatry ny rehetra tokoa fa na dia efa tafidina hatrany amin'ny 60 dolara aza ny vidin'ny solika, dia mbola mitazona ny vidiny ambony ihany ny eto amintsika. Fanararaotana tsy misy tahaka izany hoy ny mpitazana, ka rariny raha mandray fepetra hentitra ny fanjakana. Tsy tokony ny vidin'ny solika ihany anefa no hakana fepetra toy izao, fa izay (...)
  • Tany lonaka

    jeudi 30 octobre 2008 | Penjy R. |  580 visites
    Tsy kivy tsy ketraka ny mpitondra fanjakana eto amintsika, manoloana izay krizy mety hitranga. Zakan'ny hafa ve tsy ho zakantsika, nefa mihoitra hatrany raha mbola misy ny azo atao. Ny famokarana amin'ny lafiny maro no tanjona. Ambetin-dresaky ny mpitondra eto amintsika io. Mamokatra sakafo maro isan-karazany i Madagasikara. Voalaza fa nitombo avo roa heny ny voly toy ny vary sy ny apemba izay mamokatra in'efatra ao anatin'ny taona iray. Manana ny ampy i Madagasikara raha eo amin'ny lafiny (...)
  • Tsy misy tombo sy ala

    mercredi 29 octobre 2008 | Naivo kely |  556 visites
    Hentitra ny filoham-pirenena Ravalomanana, nilaza fa tsy asiana tombo sy ala ny fanampiana ireo kaominina eto Madagasikara. Fanamafisana izay efa voalaza tany aloha izay midika fa Malagasy iray ihany isika eto fa tsy hijerena lokon'antoko. Toa fanamafisana izay efa voalaza tany aloha io nambaran'ny filohan'ny nosy tamin'ny tenin'ny filoham-pirenena isaky ny alahady io. Endrika iray entina hampisehoana amin'ny vahoaka, fa manampy ny fanjakana fa raha misy asa tsy tontosa, dia anjaran'ilay (...)

0 | 20 | 40 | 60 | 80 | 100 | 120 | 140 | 160 | ... | 500

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS