Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 19 mars 2024
Antananarivo | 05h22
 

Articles dans la rubrique « Fisaorana »

  • Rajaona ANDRIAMANANJARA

    mercredi 5 octobre 2016 |  1519 visites
    Ny vadiny, Ny reniny, Ny rafozany, Ny zanaka aman-jafiny, ny iray tampo aminy sy amin’ny vadiny, ary ny fianakaviany manontolo, dia maneho fisaorana arahim-pitiavana feno anareo havana, tapaka sy namana, mpiara-miasa, izay tonga nidodododo, nanotrona, nankahery, nampitraka tamin’ny namoizany an’i: Rajaona ANDRIAMANANJARA (Ndrina) Fankasitrahana manokana no atolotra an'ireo rehetra nanampy sy nanohana nandritry ny fotoan-tsarotra tsy nahasalama azy. Aterina eto indrindra ny (...)
  • RAMAHOLIMIHASO RASOAMANARIVO Claire

    dimanche 12 janvier 2014 |  1232 visites
    Ny zanany : Mpitandrina RAMAHOLIMIHASO Solofo sy RAOBINARISON Yolande RAMAHOLIMIHASO Haja sy RANDRIANAVALONA Liliane Dr RAMAHOLIMIHASO RANDRIANARISON Jany Nirina Dr RAMAHOLIMIHASO Fidy sy Dr ANDRIASON Ihary Ny zafikeliny sy ny zafiafiny Ny iray tampo aminy Ny iray tampo amin'ny vadiny Ny fianakaviana manontolo Dia maneho fisaorana feno sy fa,kasitrahana anreo rehetra : havana aman-tsakaiza, fiangonana, mpiara-monina, Isaorana manokana : Ny Mpitandrina RASENDRAHASINA mivady, Filohan'ny FJKM (...)
  • RAMAHOLIMIHASO Rahaga

    lundi 30 décembre 2013 |  564 visites
    Ramaholimihaso Madeleine Ny zanaka aman-jafiny, Ary ny fianakaviana manontolo, dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno ho anareo rehetra nanotrona sy nampahery ary nitondra am-bavaka azy ireo, tamin'ny nahalasanan'i : RAMAHOLIMIHASO Rahaga Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo.
  • RANDRIAMBOLOLONA Robin Guy Laurent

    vendredi 31 mai 2013 |  1009 visites
    Ny zanany : RANDRIAMBOLOLONA Harinirina Charline sy RATSIMBAZAFY Jean François RANDRIAMBOLOLONA Hirijinandrianina Charles Ny zafiny : NOMENATSILAVINE Adriel ey NOROTSITOHAINA Annie Ny iray tampo aminy, ny iray tampo amin’ny vadiny sy ny fianakaviana manontolo, dia maneho fisaorana sy fankatelemana feno ho an’ireo izay tonga nidodododo niarak’ory, nitrotro am-bavaka sy nampahery sy nampitraka, tamin’ny nampindraman’ny Tompo azy ireo ny Rainy ; Dadabeany : RANDRIAMBOLOLONA Robin Guy Laurent (...)
  • RAZAFY Noelson

    mardi 7 octobre 2008 |  1623 visites
    Ny vadiny : RASOAZANANY Julienne Ny zanany : RAZAFINOELISON Eva ANDRIAMADISOA Martial sy RAZAFINOELISON Liliane (France) RAINIZANAMASIHARISOA Delphin sy RAZAFINOELISON Juliana RAZAFINOELSON Fréderic Jules RAZAKARIVOAVY Franklin sy RAZAFINOELISON Julie Irène Ny zafikeliny rehetra, ny fianakaviana manontolo dia manolotra fisaorana feno, fankasitrahana anareo rehetra : havana, tapaka sy namana, mpiara-mivavaka, mpiara-monina, mpiara-miasa tonga maro nidodododo nampionona sy nankahery azy (...)
  • RAVOAJA Bruno Jacques

    samedi 27 septembre 2008 |  1496 visites
    - Ny vadiny : Ravoaja Minotiana Mamisoa teraka Razanamahefa Ny zanany : Ravoada Miora, Zoly, Fara, Nirina Sy ny fianankaviana manontolo dia maneho etoana ny fsaorana sy fankasitrahana feno anareo rehetra tonga nidodododo, nampahery sy nanotrona ny fianakaviana tamin'ny namoizany ny malalany : RAVOAJA Bruno Jacques Directeur Propriétaire de l'Entreprise ECA Officier de l'Ordre national malagasy Chevalier du Mérite sportif Past Président Rotary Club Ivato Président de fédération (...)
  • Marie Clémentine SAGOT

    jeudi 25 septembre 2008 |  820 visites
    Maître Louis Sagot sy ny vadiny ary ny zanaka aman-jafiny Maître Anne Marie Sagot Docteur Marie France Sagot Ramatoa Yolande Sagot Andriamatoa Henri Koller sy Sylvie vadiny ary ny zanaka aman-jafiny. Andriamatoa Frédéric Saucourt mivady sy ny zanany Charline Sy ny fianakaviana iray manontolo. Dia maneho etoana ny fisaorana lehibe sy fankasitrahana ho anareo rehetra izay nampahery azy iroo tamin'ny namoizany ny malalany : Marie Clémentine SAGOT Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia (...)
  • Marie Clémentine SAGOT

    mercredi 24 septembre 2008 |  909 visites
    Maître Louis Sagot sy ny vadiny ary ny zanaka aman-jafiny Maître Anne Marie Sagot Docteur Marie France Sagot Ramatoa Yolande Sagot Andriamatoa Henri Koller sy Sylvie vadiny ary ny zanaka aman-jafiny. Andriamatoa Frédéric Saucourt mivady sy ny zanany Charline Sy ny fianakaviana iray manontolo. Dia maneho etoana ny fisaorana lehibe sy fankasitrahana ho anareo rehetra izay nampahery azy iroo tamin'ny namoizany ny malalany : Marie Clémentine SAGOT Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia (...)
  • ANDRIAMANANTENA Georges

    mercredi 24 septembre 2008 |  1387 visites
    Ny Vady, Ny Zanaka aman-jafin' ANDRIAMANANTENA Georges dia "mankasitraka eram-po, eran-tsaina amam-panahy" ny Filoham-pirenena, Atoa Ravalomanana Marc sy Ramatoa vadiny ny Governemanta Malagasy tarihin'ny Praiministra Rabemananjara Charles mivady, ary indrindra ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ary ny Kolontsaina tarihin'ny Dr Robinson Jean Louis mivady ny Antenimieran-doholona ny Antenimieram-pirenena ny Faritra Analamanga ny Commune Urbaine Antananarivo Renivobitra ireo (...)
  • ANDRIAMANANTENA Georges

    mercredi 24 septembre 2008 |  902 visites
    Ny Vady, Ny Zanaka aman-jafin' ANDRIAMANANTENA Georges dia "mankasitraka eram-po, eran-tsaina amam-panahy" ny Havana aman-tsakaiza, ny Vahoaka, ary ireo Malagasy any am-pitan-dranomasina, niray aina sy niombom-bavaka tamin'ny namoizana an'i RADO Enga anie ho toetrantsika ka hitondra fiadanana ny "Raha maratra izany vava, miainga hisafo eo ny tanana". ''Raha maratra koa ny tanana, io mitsoka eo ny vava" "Na samihafa toerana aza, mifanampy lalandava". Rado, 28 Avrily (...)
  • ANDRIAMIARANA Rambeloson Jaoalison

    vendredi 19 septembre 2008 |  832 visites
    Ny vadiny : ANDRIAMIARANA Ramavoarivelo Lalaoarisoa Ny zanany : JAOALISON Lalaoarivelo Naly sy JAOALISON Lalaoarivelo Mialy Dia mankasitraka sy mankatelina ireo rehetra nidodododo nampitraka sy nanotrona azy ireo tamin'ny fahalasana'ny malalany : ANDRIAMIARANA Rambeloson Jaoalison (Docteur Rambelo) Chirurgien dentiste tao Fianarantsoa Singanina manokana ireo sampan-draharaham-panjakana rehetra any Faratsiho, indrindra fa ny SSD Faratsiho tamin'ny anjara biriky nentiny nanomboka tany (...)
  • ANDRIAMIARANA Rambeloson Jaoalison

    jeudi 18 septembre 2008 |  768 visites
    Ny vadiny : ANDRIAMIARANA Ramavoarivelo Lalaoarisoa Ny zanany : JAOALISON Lalaoarivelo Naly sy JAOALISON Lalaoarivelo Mialy Dia mankasitraka sy mankatelina ireo rehetra nidodododo nampitraka sy nanotrona azy ireo tamin'ny fahalasana'ny malalany : ANDRIAMIARANA Rambeloson Jaoalison (Docteur Rambelo) Chirurgien dentiste tao Fianarantsoa Singanina manokana ireo sampan-draharaham-panjakana rehetra any Faratsiho, indrindra fa ny SSD Faratsiho tamin'ny anjara biriky nentiny nanomboka tany (...)
  • RAJAONARIVELO ANDRIAMANDROSO Voninavoko

    mercredi 23 juillet 2008 |  2127 visites
    Ny vadiny : RAJAONARIVELO ANDRIAMANDROSO Jean Lala Ny zanany : Ny Aina RAJAONARIVELO Andry Tiana Ny Aina RAJAONARIVELO Zo Heritiana Ny rafozany Ny iray tampo aminy Ny iray tampo aminy vadiny Ny fianakaviana iray manontolo dia maneho fisaorana sy fankatelemana feno ho anareo rehetra tonga nidodododo nampahery sy nampionona azy ireo, tamin'ny fahalasanan'ny malalany : RAJAONARIVELO ANDRIAMANDROSO Voninavoko (Teraka RAZANADRATSIMA) Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia (...)
  • RAKOTOMANGA Benjamin

    samedi 19 juillet 2008 |  1594 visites
    RAKOTOMANGA John Nirina mianadahy avy sy ny fianakaviana manontolo dia maneho etoana ny fisaorana tamin’ny nidodoanareo nohon’ny nahalasan’ny malalanay : RAKOTOMANGA Benjamin Andriamanitra anie hamaly fitia anareo. Miala tsiny ho an’ireo tsy tratra antso nohon’ny hafenoan-drano be loatra. Cité Ampefiloha Logt 534 Antananarivo 101
  • Révérend Père Rémi RAMANANTOANINA

    mardi 15 juillet 2008 |  991 visites
    Izahay terak'Itompokolahy Ramanantoanina Etienne sy Itompokovavy Rasoahanitriniala Cécile dia maneho etoana ny fisaorana sy fankasitrahana ireo havana aman-tsakaiza, tapaka sy namana tonga nididododo nankahery sy nampionona ary nitrotro am-bavaka tamin'ny niantsoan'Andriamanitra Ray an'i : Révérend Père Rémi RAMANANTOANINA Isaorana manokana : Son excellence Mgr l'Archevêque Son excellence Mgr Nonce Apostolique R.P Vicaire Genéral R.P Provincialin'ny Zezoita R.P Supérieur sy ny Communauté St (...)
  • RAMASINAIVO Haja Tiana

    samedi 7 juin 2008 |  1060 visites
    Ny vadiny : Ramatoa Nathalie RADAVIDRA RAMASINAIVO Ny zanany : RAMASINAIVO Mialy RAMASINAIVO Josoa Ny reniny : RAMASINAIVO Olga Ny rafozany : Jacky RADAVIDRA mivady Ny iray tampo aminy Ny iray, tampo amin’ny vadiny Ary ny fianakaviana manontolo , dia maneho fisaorana sy fankatelemana feno ho an’ireo rehetra tonga nidodododo nampahery sy nampionona azy ireo, tamin’ny fahalasanan’ny malalany : RAMASINAIVO Haja Tiana Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo tsirairay avy ary (...)
  • RAMASINAIVO Haja Tiana

    jeudi 5 juin 2008 |  583 visites
    Ny vadiny : Ramatoa Nathalie RADAVIDRA RAMASINAIVO Ny zanany : RAMASINAIVO Mialy RAMASINAIVO Josoa Ny reniny : RAMASINAIVO Olga Ny rafozany : Jacky RADAVIDRA mivady Ny iray tampo aminy Ny iray, tampo amin’ny vadiny Ary ny fianakaviana manontolo , dia maneho fisaorana sy fankatelemana feno ho an’ireo rehetra tonga nidodododo nampahery sy nampionona azy ireo, tamin’ny fahalasanan’ny malalany : RAMASINAIVO Haja Tiana Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo tsirairay avy ary (...)
  • RAJAONAH Arlette

    samedi 31 mai 2008 |  749 visites
    Ny vadiny : RAJAONAH Gilbert Ny reniny : RASOLOFOMASOANDRO Marguerite Ny zanany : RAJAONAH Solofo sy Clodie RAJAONARY Mbolatiana Hugo sy Monique RAJAONA Biquet Gaëtan sy Lova Ny zafiny : Emmanuelle, Mathieu, Yann ary Salomé. Ny iray tampo aminy, ny iray tampo amin’ny vadiny ary ny fianakaviana manontolo, dia maneho fankasitrahana sy fisaorana feno anareo rehetra tonga nampahery sy niombom-bavaka, tamin’ny namoizany ny malalany : RAJAONAH Arlette (Teraka RASOLOFOMASOANDRO) « Efa (...)
  • RAJAONAH Arlette

    mardi 27 mai 2008 |  884 visites
    Ny vadiny : RAJAONAH Gilbert Ny reniny : RASOLOFOMASOANDRO Marguerite Ny zanany : RAJAONAH Solofo sy Clodie RAJAONARY Mbolatiana Hugo sy Monique RAJAONA Biquet Gaëtan sy Lova Ny zafiny : Emmanuelle, Mathieu, Yann ary Salomé. Ny iray tampo aminy, ny iray tampo amin’ny vadiny ary ny fianakaviana manontolo, dia maneho fankasitrahana sy fisaorana feno anareo rehetra tonga nampahery sy niombom-bavaka, tamin’ny namoizany ny malalany : RAJAONAH Arlette (Teraka RASOLOFOMASOANDRO) « Efa (...)
  • RATIARISON Charles Hardel

    mardi 22 avril 2008 |  1086 visites
    Ny vady aman-janak’Itompokolahy RATIARSON Charles Hardel dia maneho etoana ny fisaorana sy fankatelemana ho anareo rehetra izay tonga nidodododo sy nampahery ary nitondra am-bavaka tamin’ny namoizany ny malalany : RATIARISON Charles Hardel Miala tsiny amin’ireo rehetra izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

0 | 20 | 40 | 60

Publicité




Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS