Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 15 juin 2025
Antananarivo | 19h39
 

Articles dans la rubrique « Fisaorana »

  • RATIARISON Charles Hardel

    mardi 22 avril 2008 |  1110 visites
    Ny vady aman-janak’Itompokolahy RATIARSON Charles Hardel dia maneho etoana ny fisaorana sy fankatelemana ho anareo rehetra izay tonga nidodododo sy nampahery ary nitondra am-bavaka tamin’ny namoizany ny malalany : RATIARISON Charles Hardel Miala tsiny amin’ireo rehetra izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.
  • RATOVOARISON Prosper

    jeudi 10 avril 2008 |  841 visites
    Ny vadiny : RAZANAJAONA Marie-Ernestine Ny zanany : RAZAFINJATOVO Roland sy Monique sy ny zanany (Paris) MABILLE Alain sy Sahondra sy ny zanany (Bordeaux) Drs ANDRIANTAFIKA Joseph sy Alice Heritiana sy ny zanany (Paris) RATOVONDRAHONA Emile sy JuIia sy ny zanany (Paris) ary ny fianakaviana manontolo, dia maneho etoana ny fisaorana sy ny fankasitrahana tanteraka ireo rehetra, niaraka ory sy nitondra ny mavesatra ary nankahery azy ireo tamin’ny namoizany ny malalany : RATOVOARISON (…)
  • RATOVOARISON Prosper

    mercredi 9 avril 2008 |  1004 visites
    Ny vadiny : RAZANAJAONA Marie-Ernestine Ny zanany : RAZAFINJATOVO Roland sy Monique sy ny zanany (Paris) MABILLE Alain sy Sahondra sy ny zanany (Bordeaux) Drs ANDRIANTAFIKA Joseph sy Alice Heritiana sy ny zanany (Paris) RATOVONDRAHONA Emile sy JuIia sy ny zanany (Paris) ary ny fianakaviana manontolo, dia maneho etoana ny fisaorana sy ny fankasitrahana tanteraka ireo rehetra, niaraka ory sy nitondra ny mavesatra ary nankahery azy ireo tamin’ny namoizany ny malalany : RATOVOARISON (…)
  • Ratovo Guy Bertholet Cyriaque

    jeudi 3 avril 2008 |  953 visites
    Ny Komity Mpitantana, Ny Toniam-pitantanana, Ny Birao Foiben’ny Mutuelle du Personnel, ary ny Mpiara-miasa rehetra ato amin’ny CNaPS dia maneho etoana ny fisaorana sy ny fankasitrahana feno anareo rehetra tonga nidodododo nampahery sy nampionona ary nitondra am-bavaka azy ireo tamin’ny namoizany an’i RATOVO Guy Bertholet Cyriaque izay nodimandry tamin’ny Talata 01 Aprily 2008. Andriamanitra fitiavana anie hamaly fitia anareo.
  • RASOAMANANA Perle

    lundi 17 mars 2008 |  975 visites
    Ny vadiny : Atoa RASOAMANANA Martin Ny zanany : Martine sy Hery RASOAMANANA mianadahy avy sy ny zanany Ary ny fianakaviana manontolo, dia maneho etoana ny fisaorana sy fankatelemana antsika rehetra, izay nidodododo nampahery sy nampionona ary nitrotro amim-bavaka azy ireo noho ny nahalasanan’ny hava-malalany : RASOAMANANA Perle teraka RATSIMINDRANA Razafimbah Isaorana manokana etoana ny Ray aman-dreny : Lala RASENDRAHASINA mivady, Filohan’ny FJKM, sy ny Birao Foibe Ny Loholona Atoa (…)
  • RASOAMANANA Perle

    samedi 15 mars 2008 |  830 visites
    Ny vadiny : Atoa RASOAMANANA Martin Ny zanany : Martine sy Hery RASOAMANANA mianadahy avy sy ny zanany Ary ny fianakaviana manontolo, dia maneho etoana ny fisaorana sy fankatelemana antsika rehetra, izay nidodododo nampahery sy nampionona ary nitrotro amim-bavaka azy ireo noho ny nahalasanan’ny hava-malalany : RASOAMANANA Perle teraka RATSIMINDRANA Razafimbah Isaorana manokana etoana ny Ray aman-dreny : Lala RASENDRAHASINA mivady, Filohan’ny FJKM, sy ny Birao Foibe Ny Loholona Atoa (…)
  • RASOAMANANA Perle

    vendredi 14 mars 2008 |  1007 visites
    Ny vadiny : Atoa RASOAMANANA Martin Ny zanany : Martine sy Hery RASOAMANANA mianadahy avy sy ny zanany Ary ny fianakaviana manontolo, dia maneho etoana ny fisaorana sy fankatelemana antsika rehetra, izay nidodododo nampahery sy nampionona ary nitrotro amim-bavaka azy ireo noho ny nahalasanan’ny hava-malalany : RASOAMANANA Perle teraka RATSIMINDRANA Razafimbah Isaorana manokana etoana ny Ray aman-dreny : Lala RASENDRAHASINA mivady, Filohan’ny FJKM, sy ny Birao Foibe Ny Loholona Atoa (…)
  • RAFIDISON Augustin

    mercredi 5 mars 2008 |  1464 visites
    Ny vadiny : RAFIDISON Henriette Ny zanany : RAFIDISON Patrick sy RAJOELISOLO Fanja RAFIDISON Patricia sy RAYNAUD Michel RAFIDISON Christian sy RAMIANDRISOA Nicole RAFIDISON Haja sy RABESON Sahondra Ny zafikeliny : Johary, Julien, Laurent, Antnony, Irina, Sandy, Herizo, Inès, Sarah Ny iray tampo aminy : Terak’Itompokolahy RAFIDISON Julien sy Itompokovavy RALIMANANA Christine mianadahy avy sy ny zanaka aman-jafiny Ny iray tampo amin’ny vadiny : Terak’Itompokolahy ANDRIAMALALA Paul sy (…)
  • RAKOTOARIVONY Eugène Martin

    samedi 23 février 2008 |  1327 visites
    Ny zanany : Yollande sy Malanjaona RAKOTOMALALA (France) Annick sy Thierry ZINZEN (France) Haingonavalona Mireille RAKOTOARIVONY Gary sy Nelly RAKOTOARIVONY (France) Eric sy Mireille RAKOTOARIVONY (France) Holly sy Michel ANDRIANARIVELO Dr Christel sy Lisiharinoa RAKOTOARIVONY Elie David Patrick RAKOTOARIVONY Ny zafikeliny : Dina Lalaina sy Patricia ; Hasina ; Rija RAKOTOMALALA (France) Dany Christopher sy Lamy RABERANTO ; Jonathan ; Sandra Lee ZINZEN (France) Miara ; Antsa RAKOTOARIVONY (…)
  • RASOANOROVELO Denise Noro

    samedi 9 février 2008 |  1139 visites
    RABEKOTO Roger Michel (Boly) Ny zanany : RANDZA, FANO Ny iray tampo aminy Ny fianakaviana manontolo GROUPE BOLINOR dia maneho fisaorana sy fankatelemana ary fankasitrahana ho anareo, tonga nidodododo sy nampionona ary nampitraka tamin’ny namoizany ny malalany : RASOANOROVELO Denise Noro Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly soa anareo ary miala tsiny amin’ireo izay tsy tratra antso, nohon’ny hafenoan-drano be loatra.
  • RANDRIANJAFY EDOUARD

    samedi 9 février 2008 |  1241 visites
    Ny vadiny : TAFANGY Marguerite Ny zanany : FOZARA RANDRIANJAFY Mickaël, Antonio, Iris, Noëlys. Ny Reniny : Jeanne BERNADETTE Ny reny nitaiza azy : RAMAKARARO, R. Vincentine Ny Iray tampo aminy Ny iray tampo amin’ny vadiny Dia maneho ny fisaorana mitafotafo : • ny havana aman-tsakaiza rehetra • ny fikambanana FIZA, FIANTA, SAMIA • ny mpiara-miasa amin’ny vadiny ao amin’ny CEG Ambohidratrimo • ny FKT 67 Ha Afovoany-Andrefana sy ny mpifanolo-bodirindrina Tonga nidodododo sy (…)
  • JULES ANTOINE Cécilien Aurélius

    samedi 2 février 2008 |  1187 visites
    Andriamatoa Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta sady Minisitry ny Atitany, Ny mpiasan’ny Minisiteran’ny Atitany, Ny Firaisan-draharahan’ny Administrateurs Civils, Dia maneho fisaorana sy fankasitrahana tanteraka ho an’ireo rehetra nidodododo, nandray andraikitra sy niarak’ory ary niara-nisalahy tamin’ny fikarakarana ny nofo mangatsiakan’ltompokolahy : JULES ANTOINE Cécilien Aurélius Administrateur Civil en Chef, Directeur de l’Inspection de l’Administration Territoriale Grand Officier (…)
  • RAVELOHARINIVO Alice

    mercredi 30 janvier 2008 |  861 visites
    Ny zanany : RAMBELO Henry sy Fanja sy ny zanaka aman-jafiny RAMBELO Daniel sy Vola sy ny zanaka aman-jafiny RAMBELO Monique sy ny zanaka aman-jafiny RAMBELO Michel sy Rosine sy ny zanaka aman-jafiny RAMBELO Nicole sy ny fianakaviana manontolo dia maneho etoana ny fankasitrahana feno tanteraka anareo niaraka ory sy nitondra ny mavesatra ary nankahery tamin’ny nandaozana ny malalany : RAVELOHARINIVO Alice (Mama Lisy) Andriamanitry ny fiadanana anie homba sy hamaly fitia ho anareo. Miala (…)
  • RATOVELO Maminirina Ratovoarisoa

    samedi 26 janvier 2008 |  940 visites
    Ny vadiny : RATOVELO Josiane Ny zanany : RATOVELO Michaël RATOVELO Gaël RATOVELO Stella Ny reniny : RATOVELO Marthe Ny iraitampo aminy, ny iraitampo amin’ny vadiny Ny fianakaviana manontolo Dia maneho etoana ny fisaorana ho an’ireo izay tonga maro nidodododo nampionona sy nankahery ary nitondra am-bavaka azy ireo tamin’ny namoizany ny hava-malalany : Ny Andriana RATOVELO Maminirina Ratovoarisoa Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo.
  • RALANDISOA Alice

    samedi 19 janvier 2008 |  1004 visites
    Ny zanany : RAZAFINDRATSITOHAINA Honoré sy Laurence RABE Norbert sy Nathalie RASAMOELA Seta Bertrand sy Lala RAMARINJANAHARY Andriamanantena sy Gertrude RANDRIANANTENAINA Paulin sy Beby RAZAFINDRATSITA Désiré sy Lalao RAMANITRARIVO Roger sy Noëline RAOILY Janson sy Rosalie RAZAFlNDRATSITA Dieudonné sy Fara RAZAFlNDRATSITA Raphaelle Baovola SIAD Michel sy Solofolalao RAZAFlNDRATSITA Ihaja sy Cathy Ny zafiny, ny zafiafiny ary ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana sy (…)
  • RALANDISOA Alice

    vendredi 18 janvier 2008 |  786 visites
    Ny zanany : RAZAFINDRATSITOHAINA Honoré sy Laurence RABE Norbert sy Nathalie RASAMOELA Seta Bertrand sy Lala RAMARINJANAHARY Andriamanantena sy Gertrude RANDRIANANTENAINA Paulin sy Beby RAZAFINDRATSITA Désiré sy Lalao RAMANITRARIVO Roger sy Noëline RAOILY Janson sy Rosalie RAZAFlNDRATSITA Dieudonné sy Fara RAZAFlNDRATSITA Raphaelle Baovola SIAD Michel sy Solofolalao RAZAFlNDRATSITA Ihaja sy Cathy Ny zafiny, ny zafiafiny ary ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana sy fankasitrahana (…)
  • RAZAFIARISOA Edwige

    jeudi 3 janvier 2008 |  912 visites
    Ny fianakaviana manontolo, dia maneho etoana ny fankasitrahana tanteraka ireo niaraka ory sy nitondra ny mavesatra ary nankahery tamin’ny nandaozana ny malalany : RAZAFIARISOA Edwige (Vady navelan’Itpkl RAOELISON Jean Baptiste) Andriamanitry ny fiadanana anie homba sy hamaly fitia ho anareo. Miala tsiny indrindra aminareo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.
  • Marthe Andrianasitera

    mercredi 2 janvier 2008 |  906 visites
    Raha namoy tamin’ny 19 Desambra 2007 ny malalanay Marthe Andrianasitera teraka Razafinantoandro izahay, dia maro tokoa ianareo no tonga nidodododo nampionona, nanotrona, nankahery, ary nitondra am-bavaka anay zanaka aman-jafiny, ny mpiray tampo aminy ary ny fianakaviana manontolo. Mamerina ny fisaorana sy fankatelemana izahay rehetra, ho anareo havana sy namana ary tapaka, ny mpiray monina sy Fiangonana Loterana Malagasy ao Belo/Tsiribihina ary Morondava, ny fokontany Cité Ampefiloha. (…)
  • ANDRIAMADISON Tantely Fanomezana & ANDRIAMADISON Julien

    samedi 15 décembre 2007 |  1730 visites
    Ny vadiny, ny zanany, ny zafiny, ny iray tampo aminy ary ny fianakaviana manontolo, dia maneho fisaorana feno sy lehibe ho anareo izay tonga nidodododo, nankahery sy nitondra amim-bavaka tamin’ny nahalasanan’ny hava-malalanay : ANDRIAMADISON Tantely Fanomezana ANDRIAMADISON Julien Avocat à la Cour Commandeur de l’Ordre National Andriamanitra ny fiadanana anie hamaly fitia anareo. Miala tsiny amin’ireo tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}