Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 15 septembre 2026
Antananarivo | 04h04
 

Fisaorana

RASOANOROVELO Denise Noro

samedi 9 février 2008 |  1158 visites 

RABEKOTO Roger Michel (Boly)

  Ny zanany :
RANDZA, FANO

  Ny iray tampo aminy

Ny fianakaviana manontolo

GROUPE BOLINOR

dia maneho fisaorana sy fankatelemana ary fankasitrahana ho anareo, tonga nidodododo sy nampionona ary nampitraka tamin’ny namoizany ny malalany :

RASOANOROVELO Denise Noro


Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly soa anareo ary miala tsiny amin’ireo izay tsy tratra antso, nohon’ny hafenoan-drano be loatra.