Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 13 juillet 2025
Antananarivo | 11h10
 

Fisaorana

RAKOTOARIVONY Eugène Martin

samedi 23 février 2008 |  1327 visites 

  Ny zanany :
Yollande sy Malanjaona RAKOTOMALALA (France)
Annick sy Thierry ZINZEN (France)
Haingonavalona Mireille RAKOTOARIVONY
Gary sy Nelly RAKOTOARIVONY (France)
Eric sy Mireille RAKOTOARIVONY (France)
Holly sy Michel ANDRIANARIVELO
Dr Christel sy Lisiharinoa RAKOTOARIVONY
Elie David Patrick RAKOTOARIVONY

  Ny zafikeliny :
Dina Lalaina sy Patricia ; Hasina ; Rija RAKOTOMALALA (France)
Dany Christopher sy Lamy RABERANTO ; Jonathan ; Sandra Lee ZINZEN (France)
Miara ; Antsa RAKOTOARIVONY (France)
Hanniel ; Christia ; Kevan RAKOTOARIVONY (France)
Miharisoa ; Harilanto ANDRIANARIVELO
Tinà, Allan ; Steven RAKOTOARIVONY

  Ny zafiafiny ary ny Fianakaviana manontolo

Dia maneho fisaorana sy fankasitrahana ho anareo izay tonga nidodododo nampionona sy nampahery ary nanotrona azy ireo, tamin’ny namoizany ny malalany :

RAKOTOARIVONY
Eugène Martin
Commerçant - Mamono bokotra - Pavillon 487 Analakely

Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo.
Miala tsiny indrindra amin’ireo izay tsy tratra antso.