Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 27 octobre 2025
Antananarivo | 04h35
 

Fisaorana

RAZAFIARISOA Edwige

jeudi 3 janvier 2008 |  913 visites 

Ny fianakaviana manontolo,

dia maneho etoana ny fankasitrahana tanteraka ireo niaraka ory sy nitondra ny mavesatra ary nankahery tamin’ny nandaozana ny malalany :

RAZAFIARISOA Edwige
(Vady navelan’Itpkl RAOELISON Jean Baptiste)

Andriamanitry ny fiadanana anie homba sy hamaly fitia ho anareo.
Miala tsiny indrindra aminareo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.