Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 10 juillet 2025
Antananarivo | 00h45
 

Fisaorana

Marthe Andrianasitera

mercredi 2 janvier 2008 |  906 visites 

Raha namoy tamin’ny 19 Desambra 2007 ny malalanay

Marthe Andrianasitera
teraka Razafinantoandro

izahay,
dia maro tokoa ianareo no tonga nidodododo nampionona, nanotrona, nankahery, ary nitondra am-bavaka anay zanaka aman-jafiny, ny mpiray tampo aminy ary ny fianakaviana manontolo.

Mamerina ny fisaorana sy fankatelemana izahay rehetra, ho anareo havana sy namana ary tapaka, ny mpiray monina sy Fiangonana Loterana Malagasy ao Belo/Tsiribihina ary Morondava, ny fokontany Cité Ampefiloha. Andriamanitra anie hamaly fitia anareo tsirairay avy.

Miala tsiny indrindra ho an’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.