Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 septembre 2025
Antananarivo | 17h13
 

Fisaorana

RATIARISON Charles Hardel

mardi 22 avril 2008 |  1111 visites 

Ny vady aman-janak’Itompokolahy RATIARSON Charles Hardel dia maneho etoana ny fisaorana sy fankatelemana ho anareo rehetra izay tonga nidodododo sy nampahery ary nitondra am-bavaka tamin’ny namoizany ny malalany :

RATIARISON Charles Hardel


Miala tsiny amin’ireo rehetra izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.