Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 15 juillet 2025
Antananarivo | 22h58
 

Fisaorana

JULES ANTOINE Cécilien Aurélius

samedi 2 février 2008 |  1187 visites 

Andriamatoa Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta sady Minisitry ny Atitany,
Ny mpiasan’ny Minisiteran’ny Atitany,
Ny Firaisan-draharahan’ny Administrateurs Civils,

Dia maneho fisaorana sy fankasitrahana tanteraka ho an’ireo rehetra nidodododo, nandray andraikitra sy niarak’ory ary niara-nisalahy tamin’ny fikarakarana ny nofo mangatsiakan’ltompokolahy :

JULES ANTOINE
Cécilien Aurélius
Administrateur Civil en Chef,
Directeur de l’Inspection de l’Administration Territoriale
Grand Officier de l’Ordre National

Ny fandevenana dia efa vita tamin’ny Alahady 27 janoary 2008 lasa teo tany Antsiranana.

Ialan-tsiny amin’ireo izay tsy tratra antso noho ny fahateren’ny fotoana sy ny hafenoan’ny rano be loatra.

Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly soa antsika rehetra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}