Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 5 juillet 2025
Antananarivo | 19h11
 

Fisaorana

RALANDISOA Alice

samedi 19 janvier 2008 |  1004 visites 

  Ny zanany :
RAZAFINDRATSITOHAINA Honoré sy Laurence
RABE Norbert sy Nathalie
RASAMOELA Seta Bertrand sy Lala
RAMARINJANAHARY Andriamanantena sy Gertrude
RANDRIANANTENAINA Paulin sy Beby
RAZAFINDRATSITA Désiré sy Lalao
RAMANITRARIVO Roger sy Noëline
RAOILY Janson sy Rosalie
RAZAFlNDRATSITA Dieudonné sy Fara
RAZAFlNDRATSITA Raphaelle Baovola
SIAD Michel sy Solofolalao
RAZAFlNDRATSITA Ihaja sy Cathy

  Ny zafiny, ny zafiafiny ary ny fianakaviana manontolo

dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno antsika rehetra : havana, tapaka sy namana, mpiara-monina tonga nidodododo nampahery sy nanotrona ny fianakaviana, tamin’ny namoizany ny reniny, renibeny :

RALANDISOA Alice
(Mamabako )


nodimandry ny Alarobia 09 Janoary 2008.

Andriamanitry ny fiadanana anie homba sy hamaly fitia anareo.

Ialan-tsiny indrindra ho an’izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}