Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 2 mai 2024
Antananarivo | 13h04
 

Articles dans la rubrique « Fisaorana »

  • RANAIVO Bernard

    samedi 1er décembre 2007 |  1604 visites
    Ny zanany : RAKOTOARIMANANA Jean Bernard (Daleza) sy Lilie RANAIVOSON Zanakolona Jean Baptiste (Dalem) sy Hary RABEZANAHARY Venant (Dalevy) sy Clarisse RANDRIAMAHEFARISON Jean Nicolas (Daniko) sy Dety RANDRIANARIMANANA Simon Bertin (Momoh) sy Hery RAFALIMANANA Bernard Auguste (Faly) sy Dr Bakoly RASAMISON Roger sy Lie RABEZANAHARY Tiana Dominique sy Cicie RABEZANAHARY Adolphe (Dô) sy Bakoly Ny zafikeliny : Andry, Haingo, Sandy, Nambinina, Daddy, Mihaja, Rina, Rindra, Rado, Rova, Toky, (...)
  • Emile RAMANATSIRESY

    vendredi 30 novembre 2007 |  916 visites
    Ny Vadiny Ny Zanany Ny Zafiny sy ny Zafiafiny Dia misaotra ireo rehetra naneho fiaraha-miory tamin’ny fahalasanan’ Itompokolahy Emile RAMANATSIRESY Mpampianatra misotro ronono Ambatomanga Andriamanitra Andriananahary hamaly fitia anareo Tompoko. Miala tsiny koa ho an’ireo izay tsy tratra fampandrenesana. Ny Fianakaviana dia hivory ao Ambatobe Cité Belle Vue N° 10B ny Alahady 02/12/07 (...)
  • RAMANGAHALISON Victor

    mercredi 14 novembre 2007 |  1438 visites
    Ny Vadiny : RAMAROSON Josette Claudine Ny Zanany : RAMANGAHALISON Patrick Victor sy Céline Hanitriniaina RAMANGAHALISON Hantanirina Sylvia RAMANGAHALISON Fanja Patricia sy RABOANARIJAONA Solofo Ny Zafiny : RABOANARIJAONA Rado Marc sy ny fianakaviana manontolo, dia maneho etoana ny fankasitrahana tanteraka ireo niaraka ory sy nitondra ny mavesatra ary nankahery tamin’ny nandaozana ny malalany. RAMANGAHALISON Victor Andriamanitry ny fiadanana anie homba sy hamaly fitia ho anareo. (...)
  • RAVELOARISOA Madeleine

    samedi 3 novembre 2007 |  1013 visites
    Ny zanany : RAHAROLAHY Rahantamalala sy ny zanaka aman-jafiny RAHAROLAHY Edelyn sy ny zanaka aman-jafiny Professeur RAHAROLAHY Dhels sy ny zanaka aman-jafiny Terak’ltpkl RAMANANTSOA Ny iray tampo aminy sy ny zanaka aman-jafiny Ny havany sy ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana anareo rehetra nidodododo sy nampahery azy ireo tamin’ny namoizany ny malalany : Ramatoa RAVELOARISOA Madeleine Commandeur de l’Ordre National Mpampianatra sy Tale nisotro ronono (Sekoly Vinet, (...)
  • RAVELOARISOA Madeleine

    vendredi 2 novembre 2007 |  953 visites
    Ny zanany : RAHAROLAHY Rahantamalala sy ny zanaka aman-jafiny RAHAROLAHY Edelyn sy ny zanaka aman-jafiny Professeur RAHAROLAHY Dhels sy ny zanaka aman-jafiny Terak’ltpkl RAMANANTSOA Ny iray tampo aminy sy ny zanaka aman-jafiny Ny havany sy ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana anareo rehetra nidodododo sy nampahery azy ireo tamin’ny namoizany ny malalany : Ramatoa RAVELOARISOA Madeleine Commandeur de l’Ordre National Mpampianatra sy Tale nisotro ronono (Sekoly Vinet, (...)
  • RAKOTOMALALA Andrianaly

    vendredi 2 novembre 2007 |  1538 visites
    Ny vadiny : RAKOTOMALALA Razaimananoro Séraphine Ny Zanany : RAKOTOMALALA Naly sy Vololonirina RAHELINJATOVO RAZAFIMANDIMBY Andriamandranto sy Voahirana RANOROMALALA RABENORO Haja sy Hajaharimanana RAZANAPANAHY RAKOTOARIVONY Mahalison sy Voninavoko RANOROMALALA Pasteur RAKOTOMALALA Lanto sy Zoarivelo ANDRIAMIHAJAMANANA Dr.RANDRIAMIARY Edouard Serge sy Hanitra RANOROMALALA RAKOTOMALALA Mamy sy Vololomboahangiarisoa RAMILISON RAZOARIMIHAJA Solofonantenaina sy Dr.Faratiana (...)
  • PHILIPPE ANTOINE Narifetra

    jeudi 25 octobre 2007 |  789 visites
    Ny rainy : PHILIPPE ANTOINE Ny iray tampo aminy : HARILALAO Aurore mianadahy avy sy ny vady aman-janany Ny fianakaviana manontolo dia maneho etoana ny fisaorana sy fankasitrahana feno anareo havana, tapaka sy namana, mpiara-miasa, mpiara-monina, mpianakavin’ny finoana tonga nampionona, nampahery tamin’ny namoizany ny malalany : PHILIPPE ANTOINE Narifetra (Lala) Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo. Miala tsiny indrindra ho an’ireo tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano (...)
  • RASOARIMALALA Céline

    mercredi 24 octobre 2007 |  1008 visites
    Ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno an’ireo rehetra nanotrona sy nampahery azy ireo tamin’ ny fodiamandry ny Hava-malalany : RASOARIMALALA Céline Loholona Vady navelan’It. Raoilijon Rakotoniaina Maurice izay nodimandry ny Alahady 07 oktobra 2007. Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo.
  • PHILIPPE ANTOINE Narifetra

    mercredi 24 octobre 2007 |  734 visites
    Ny rainy : PHILIPPE ANTOINE Ny iray tampo aminy : HARILALAO Aurore mianadahy avy sy ny vady aman-janany Ny fianakaviana manontolo dia maneho etoana ny fisaorana sy fankasitrahana feno anareo havana, tapaka sy namana, mpiara-miasa, mpiara-monina, mpianakavin’ny finoana tonga nampionona, nampahery tamin’ny namoizany ny malalany : PHILIPPE ANTOINE Narifetra (Lala) Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo. Miala tsiny indrindra ho an’ireo tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano (...)
  • RAJOHNSON RAVELOSON HARILALA MATTHIEU

    vendredi 5 octobre 2007 |  1272 visites
    Ny Ray aman-dReniny : RAJOHNSON RAVELOSON Hery sy Lolittà Ireo Zokiny : RAJOHNSON RAVELOSON Harimisa Stéphane, Mirana, Dina, Sariaka, Gaëlle, Kanto, Aina Ny Raibeny sy ny Renibeny, ny Iray Tampo amin’ny Rainy sy ny Fianakaviana manontolo, dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno ho an’ireo izay tonga nidodododo nampionona sy nankahery azy ireo na lavitra na akaiky, tamin’ny namoizany ny zanaka sy zandry malalany : RAJOHNSON RAVELOSON HARILALA MATTHIEU Andriamanitra Fitiavana anie hamaly (...)
  • RAKOTONDRAINIBE Léon

    mercredi 26 septembre 2007 |  1639 visites
    Ny vadiny : RAKOTONDRAINIBE Louise Ny zanany : RAKOTONDRAINIBE Annick sy ny zanaka aman-jafiny ANDRIANTAFIKA mivady sy ny zanany RAHAMEFY mivady sy ny zanaka aman-jafiny RAKOTONDRAINIBE Claude sy ny zanany RAJAOFERA sy ny zanany RAKOTONDRAINIBE Christian mivady sy ny zanany RAKOTONDRAINIBE Patrick mivady sy ny zanany Dia manolotra fisaorana feno fankasitrahana anareo rehetra tonga nidodododo nampionona sy nampahery tamin’ny namoizany ny malalany : RAKOTONDRAINIBE Léon (...)
  • RAKOTOARIVELO Samuël

    lundi 17 septembre 2007 |  919 visites
    Ny Zanany : RAKOTOARIVELO Lambohanitra Samuelson SY RAHARISOA Assunta RAKOTONJANAHARY Edmond sy RAKOTOARIVELO Mahafaliniaina Gabrielle (USA) Mme Veuve HERINIAINA Fanomezantsoa RAKOTONDRAZAFY Roger sy RAKOTOARIVELO Noromalala Fanantenana (USA) Pastora LAZA NOMENJANAHARY sy RAKOTOARIVELO Tanteliniaina (France) Ny zafiny, ny zafiafiny Ny Fianakaviana manontolo dia maneho fankasitrahana feno sy fisaorana mitafotafo anareo rehetra izay tonga nidodododo nampionona sy nankahery, nitondra ambavaka (...)
  • RAKOTOARIVELO Samuël

    samedi 15 septembre 2007 |  643 visites
    Ny Zanany : RAKOTOARIVELO Lambohanitra Samuelson SY RAHARISOA Assunta RAKOTONJANAHARY Edmond sy RAKOTOARIVELO Mahafaliniaina Gabrielle (USA) Mme Veuve HERINIAINA Fanomezantsoa RAKOTONDRAZAFY Roger sy RAKOTOARIVELO Noromalala Fanantenana (USA) Pastora LAZA NOMENJANAHARY sy RAKOTOARIVELO Tanteliniaina (France) Ny zafiny, ny zafiafiny Ny Fianakaviana manontolo dia maneho fankasitrahana feno sy fisaorana mitafotafo anareo rehetra izay tonga nidodododo nampionona sy nankahery, nitondra ambavaka (...)
  • RANDRIAMAMONJY Désiré

    mercredi 12 septembre 2007 |  1128 visites
    Ny Vadiny : RATOBISON Eugénie Ny zanany : RANDRIAMAMONJY Michel sy Noro RAKOTOARISOA Mamy sy Eliane RANDRIAMAMONJY Nirina sy Malala RABARISOA Abel sy Fara Ny Zafikeliny : Teddy, Valérie, Murielle, Chrystel, Johanna, Jonathan, Cédric, Jeremy, Johan Ny Rafozany : RASOAMANAMBELO Julienne Ny iray tampo aminy, ny iray tampo amin’ ny Vadiny,ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana anareo rehetra noho ny Fiaraha-miory sy fampaherezana nataonareo tamin’ ny namoizanay ny malalanay : (...)
  • Ny Andriana RANDRIANASOLO Victor dit « Victor Solo »

    jeudi 30 août 2007 |  1170 visites
    Ny vadiny, ny zanaka aman-jafiny Ny tarika « VICTOR SOLO » Ny fianakaviana manontolo Dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno anareo rehetra izay nitrotro am-bavaka sy nidodododo nampahery azy ireo tamin’ny namoizany tampoka ny malalany : Ny Andriana RANDRIANASOLO Victor dit « Victor Solo » Loholona - Mpanankanto Retraité CAPSAT Soanierana Grand Officier de l’Ordre National Malagasy Misaotra manokana ny : - Présidence (Fiadidiana ny Repoblika) - Ministeran’ny Fiarovana - Ministeran’ny (...)
  • RASEHENOSOA Valentine Olympe

    mercredi 29 août 2007 |  642 visites
    Ny zanany : RABESON RAZAFIMAHALEO Gisèle sy ny zanaka aman-jafiny RAJAOFERA RAZAFIMAHALEO Zoé sy ny zanaka aman-jafiny DOMENICHINI RAMIARAMANANA Michel sy Jacqueline RAZAFIMAHALEO Martial Pierrot ary ny zanany RASOARAHONA Benjamin sy Marianne ary ny zanany (France) RAZAFIMAHALEO Clémence ary ny zanany (France) RAMBOATIANA William sy Constance sy ny zanaka aman-jafiny RAZAFIMAHALEO Thierry (France) Ny iray tampo aminy : RAKOTONIRINA RAZANABELONORO Gisèle sy ny zanaka aman-jafiny Ary ny (...)
  • Dokotera RAMBELOSON Joseph Gabriel

    samedi 18 août 2007 |  487 visites
    Ny zanany, ny zafiny, ny zafiafiny, ny iray tampo aminy ary ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno anareo rehetra izay tonga nankahery niombom-bavaka ary nanotrona tamin’ny namoizany ny malalany : Dokotera RAMBELOSON Joseph Gabriel Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo. Miala tsiny indrindra amin’ireo izay tsy tratra antso.
  • RAZAFIMANJATO David Andrianasolo

    samedi 18 août 2007 |  507 visites
    « Jehovah no mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho » (Sal 23 : 01) Ny vadiny : RAZAFIMANJATO RALISINIAINA Honorine Ny zanany, ny zafiny, ny rafozany, ny iray tampo aminy, ny iray tampo amin’ny vadiny ary ny fianakaviana manontolo, dia maneho etoana ny fisaorana sy fankasitrahana feno ho anareo rehetra tonga nankahery sy nampionona azy ireo, tamin’ny namoizany ny malalany : RAZAFIMANJATO David Andrianasolo Chevalier de l’Ordre National (Mpiasan’ny Air Madagascar misotro ronono) Andriamanitry (...)
  • Colonel RAJAONARISON Bréchard

    samedi 18 août 2007 |  631 visites
    Ny zanany, ny zafiny ary ny fianakaviana manontolo dia manolotra etoana ny fisaorana an’ ireo izay nidodododo nankahery sy nampionona tamin’ny nahalasanan’i Colonel RAJAONARISON Bréchard Ancien Attaché Militaire auprès de l’Ambassade Malgache à Paris Ancien Conseiller Militaire du gouvernement Andriamanitra anie hamaly soa anareo. « Ialàna tsiny indrindra tamin’ireo tsy tratra antso (...)
  • RANOROSOA Perpétue

    jeudi 16 août 2007 |  286 visites
    Mankasitraka ny fitiavana nasehonareo, nandritra ny andro-pahavelomany, ny fotoana nitsaboana azy, ny fodiany mandry ny malalanay : RANOROSOA Perpétue Vady navelan’i Itpkl. TELEGONE Simon Paul tamin’ny zoma 27 Jolay 2007. izahay : - ankohonany - iray tampo aminy - iray tampo amin’ny vadiny - fianakaviana manontolo Tamin’ny fo feno fitiavana tokoa no nidodododoanareo mpianakavin’ny finoana, tapaka sy namana, mpiara-miasa, mpiara-monina nankahery anay. Andriamanitra dia Fitiavana ; Izy no (...)

0 | 20 | 40 | 60

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 

Archives