Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 11h51
 

Fisaorana

ANDRIAMANANA Marie Louise

-  Ny vadiny :
ANDRIAMANANA Léonardi

-  Ny zanany :
ANDRIAMANANA Léonie
ANDRIAMANANA Lalatiana sy Laurent JUNIUS.
ANDRIAMANANA Norolala
ANDRIAMANANA Ambinintsoa

-  Ny Taizany :
RAZAFIARISON Innocent Flavien mivady sy ny zanany

-  Ny mpiray tampo aminy sy ny mpiray tampo amin’ny vadiny

Dia maneho etoana ny fisaorana sy fankasitrahana anareo havana, namana, mpiara-miasa rehetra indrindra ny Direction Régionale de la Santé du Planning Familial et de la Protection Sociale/Haute Mahatsiatra sy ny foibe Antananarivo, ny mpiara-monina, ny EKAR Saint Charles Ambatomena, ny EKAR Anjely mpiambina Tambohobe Atsimo samy ao Fianarantsoa, tonga nidodododo, nanotrona sy nampionona ary nampahery azy ireo tamin’ny namoizany ny malalany :

ANDRIAMANANA Marie Louise
(Teraka RAZANAMIHAMINA RAKOTOMAMONJY)
Infirmière Diplômée d’Etat
Chevalier de l’Ordre National

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS