Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 3 octobre 2026
Antananarivo | 11h50
 

Fisaorana

RANAIVO Bernard

samedi 1er décembre 2007 |  1643 visites 

–  Ny zanany :
RAKOTOARIMANANA Jean Bernard (Daleza) sy Lilie
RANAIVOSON Zanakolona Jean Baptiste (Dalem) sy Hary
RABEZANAHARY Venant (Dalevy) sy Clarisse
RANDRIAMAHEFARISON Jean Nicolas (Daniko) sy Dety
RANDRIANARIMANANA Simon Bertin (Momoh) sy Hery
RAFALIMANANA Bernard Auguste (Faly) sy Dr Bakoly
RASAMISON Roger sy Lie
RABEZANAHARY Tiana Dominique sy Cicie
RABEZANAHARY Adolphe (Dô) sy Bakoly

–  Ny zafikeliny : Andry, Haingo, Sandy, Nambinina, Daddy, Mihaja, Rina, Rindra, Rado, Rova, Toky, Fifaliana, Rojo, Antsa, Mamiratra, Mendrika, Tiavina, Kanto, Sarobidy, Mbolatiana, Mitia, Zo, Voary, Nekena.

–  Ny Fianakaviana Manontolo ,

dia maneho etoana ny fisaorana sy fankasitrahana ireo rehetra tonga nidodododo nankahery sy nitrotro am-bavaka azy ireo, tamin’ny namoizina ny Rainy :

RANAIVO Bernard
(Mpivarotra tao Antanifotsy - llempona)

Andriamanitra Fitiavana anie homba anareo.

Miala tsiny ho an’ireo izay tsy tratra antso nohon’ny hafenoan-drano be loatra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}