Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 06h08
 

Fisaorana

RAKOTOMALALA Andrianaly

-  Ny vadiny :
RAKOTOMALALA Razaimananoro Séraphine

-  Ny Zanany :
RAKOTOMALALA Naly sy Vololonirina RAHELINJATOVO
RAZAFIMANDIMBY Andriamandranto sy Voahirana RANOROMALALA
RABENORO Haja sy Hajaharimanana RAZANAPANAHY
RAKOTOARIVONY Mahalison sy Voninavoko RANOROMALALA
Pasteur RAKOTOMALALA Lanto sy Zoarivelo ANDRIAMIHAJAMANANA
Dr.RANDRIAMIARY Edouard Serge sy Hanitra RANOROMALALA
RAKOTOMALALA Mamy sy Vololomboahangiarisoa RAMILISON
RAZOARIMIHAJA Solofonantenaina sy Dr.Faratiana RANOROMALALA
ANDRIAMAHAZONORO Naina sy Famenontsoa RAKOTOMALALA (Fort-Dauphin)

-  Ny Zafiny
- Ny Zafiafiny

Ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana ireo rehetra izay tonga nidodododo sy nampahery azy ireo tamin’ny namoizany ny malalany :


Ny Andriana
RAKOTOMALALA Andrianaly

Anterina etoana koa ny fisaorana ireo manam-pahefana isan-tsokajiny
Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly soa sy fitia anareo.
Miala tsiny indrindra ho an’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS