Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 3 janvier 2026
Antananarivo | 04h12
 

Fisaorana

RASOARIMALALA Céline

mercredi 24 octobre 2007 |  1018 visites 

Ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno an’ireo rehetra nanotrona sy nampahery azy ireo tamin’ ny fodiamandry ny Hava-malalany :

RASOARIMALALA Céline
Loholona
Vady navelan’It. Raoilijon Rakotoniaina Maurice


izay nodimandry ny Alahady 07 oktobra 2007.

Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo.