Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 13 septembre 2025
Antananarivo | 22h22
 

Fisaorana

RAVELOARISOA Madeleine

vendredi 2 novembre 2007 |  964 visites 

  Ny zanany :
RAHAROLAHY Rahantamalala sy ny zanaka aman-jafiny
RAHAROLAHY Edelyn sy ny zanaka aman-jafiny
Professeur RAHAROLAHY Dhels sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’ltpkl RAMANANTSOA

  Ny iray tampo aminy sy ny zanaka aman-jafiny
 Ny havany sy ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana anareo rehetra nidodododo sy nampahery azy ireo tamin’ny namoizany ny malalany :

Ramatoa
RAVELOARISOA Madeleine
Commandeur de l’Ordre National
Mpampianatra sy Tale nisotro ronono
(Sekoly Vinet, Sekoly Zahatra Ambohimalaza)

Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo.
Miala tsiny indrindra amin’ireo tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

Ny Fianakaviana dia hivory eny amin’ny PK.8, Route d’Ambohimanga (RN3) ny Alahady 04 Novambra 2007 manomboka amin’ny 10 ora maraina.