Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 06h03
 

Fisaorana

RAJOHNSON RAVELOSON HARILALA MATTHIEU

-  Ny Ray aman-dReniny :
RAJOHNSON RAVELOSON Hery sy Lolittà

-  Ireo Zokiny :
RAJOHNSON RAVELOSON Harimisa Stéphane,
Mirana, Dina, Sariaka, Gaëlle, Kanto, Aina

Ny Raibeny sy ny Renibeny, ny Iray Tampo amin’ny Rainy sy ny Fianakaviana manontolo, dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno ho an’ireo izay tonga nidodododo nampionona sy nankahery azy ireo na lavitra na akaiky, tamin’ny namoizany ny zanaka sy zandry malalany :

RAJOHNSON RAVELOSON HARILALA MATTHIEU

Andriamanitra Fitiavana anie hamaly soa sy fitia anareo tsirairay avy.
Miala tsiny indrindra amin’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS