Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 1er juillet 2025
Antananarivo | 01h01
 

Fisaorana

RAKOTOARIVELO Samuël

lundi 17 septembre 2007 |  928 visites 

 Ny Zanany :
RAKOTOARIVELO Lambohanitra Samuelson SY RAHARISOA Assunta
RAKOTONJANAHARY Edmond sy RAKOTOARIVELO Mahafaliniaina Gabrielle (USA)
Mme Veuve HERINIAINA Fanomezantsoa
RAKOTONDRAZAFY Roger sy RAKOTOARIVELO Noromalala Fanantenana (USA)
Pastora LAZA NOMENJANAHARY sy RAKOTOARIVELO Tanteliniaina (France)

 Ny zafiny, ny zafiafiny

 Ny Fianakaviana manontolo

dia maneho fankasitrahana feno sy fisaorana mitafotafo anareo rehetra izay tonga nidodododo nampionona sy nankahery, nitondra ambavaka ary nanotrona azy ireo tamin’ ny namoizany ny malalany :

RAKOTOARIVELO Samuël
(Papabe)
Mpiandry « AFAKA »
Ray aman-dreny Toby Fitiavana Ambohimiadana (FLM)
Filohan’ ny Toby FLM Ambohibao Diakona
Président Fivondronana Ambohidratrimo teo aloha
Grand Croix de 2ème Classe

Miala tsiny indrindra amin’ ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.