Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 13 juillet 2025
Antananarivo | 11h10
 

Fisaorana

RAKOTONDRAINIBE Léon

mercredi 26 septembre 2007 |  1651 visites 

  Ny vadiny :
RAKOTONDRAINIBE Louise

  Ny zanany :
RAKOTONDRAINIBE Annick sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIANTAFIKA mivady sy ny zanany
RAHAMEFY mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTONDRAINIBE Claude sy ny zanany
RAJAOFERA sy ny zanany
RAKOTONDRAINIBE Christian mivady sy ny zanany
RAKOTONDRAINIBE Patrick mivady sy ny zanany

Dia manolotra fisaorana feno fankasitrahana anareo rehetra tonga nidodododo nampionona sy nampahery tamin’ny namoizany ny malalany :

RAKOTONDRAINIBE Léon

Andriamanitra fitiavana anie hamaly soa anareo. Miala tsiny amin’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

Famille RAKOTONDRAINIBE
Andoharanofotsy (La Palmeraie)