Articles dans la rubrique « Fisaorana »
-
jeudi 16 août 2007
| 289 visites
Mankasitraka ny fitiavana nasehonareo, nandritra ny andro-pahavelomany, ny fotoana nitsaboana azy, ny fodiany mandry ny malalanay :
RANOROSOA Perpétue Vady navelan’i Itpkl. TELEGONE Simon Paul
tamin’ny zoma 27 Jolay 2007.
izahay : - ankohonany - iray tampo aminy - iray tampo amin’ny vadiny - fianakaviana manontolo
Tamin’ny fo feno fitiavana tokoa no nidodododoanareo mpianakavin’ny finoana, tapaka sy namana, mpiara-miasa, mpiara-monina nankahery anay. Andriamanitra dia Fitiavana (…)
-
jeudi 16 août 2007
| 341 visites
Ny fianakaviana manontolo, dia maneho etoana ny fisaorana feno fankasitrahana, an’ireo rehetra nikarakara sy tonga nidodododo noho ny fahalasanan’
Itompokolahy Gilles RAMIARISON
ary miala tsiny indrindra amin’ireo tsy tratra antso, noho ny hafenoan-drano be loatra.
-
mardi 14 août 2007
| 246 visites
Mankasitraka ny fitiavana nasehonareo, nandritra ny andro-pahavelomany, ny fotoana nitsaboana azy, ny fodiany mandry ny malalanay :
RANOROSOA Perpétue Vady navelan’i Itpkl. TELEGONE Simon Paul
tamin’ny zoma 27 Jolay 2007.
izahay : - ankohonany - iray tampo aminy - iray tampo amin’ny vadiny - fianakaviana manontolo
Tamin’ny fo feno fitiavana tokoa no nidodododoanareo mpianakavin’ny finoana, tapaka sy namana, mpiara-miasa, mpiara-monina nankahery anay. Andriamanitra dia Fitiavana (…)
-
lundi 6 août 2007
| 301 visites
Ny vadiny, ny zanany, ny zafiny rehetra, ny mpiray tampo aminy, ary ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana feno anareo rehetra izay tonga nidodododo nankahery sy izay nitondra amim-bavaka azy ireo tamin’ny namoizany ny malalany :
RASOASEHENO Perline
Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo, ary miala tsiny ho an’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.
-
samedi 4 août 2007
| 695 visites
Ny Zanany : RAZAFINDRAZAKA Claudine sy Patrick ary ny zanany RAMBOATIANA Huguette sy Rolland ary ny zanany RAJAOSAFARA Roland sy Aurélie ary ny zanany RAJAOSAFARA Christian sy Bakoly ary ny zanany RABARIOELINA Farasoa sy Hary ary ny zanany
Ny Fianakaviana manontolo
dia maneho fankasitrahana feno sy fisaorana mitafotafo anareo rehetra izay tonga nidodododo nampionona sy nankahery, nitondra ambavaka ary nanotrona azy ireo tamin’ny namoizany ny malalany :
Maître RAJAOSAFARA Henri (…)
-
mercredi 1er août 2007
| 393 visites
Ny vadiny : RASOAZANATSOA Norohanta Hestile
Ny zanany : RAJAOBELISON Sariaka
Ny reniny : Mme Veuve RAJAOBELISON Aimée
Ny rafozany : RAMANANTSOA Joseph
Ny iraitampo aminy Ny iraitampo amin’ny vadiny Ary ny fianakaviana manontolo
dia maneho etoana ny fankasitrahana feno anareo rehetra, havana, tapaka, namana, izay tonga nidodododo nampionona sy nankahery azy ireo tamin’ny namoizany ny malalany :
RAJAOBELISON Manohisoa Andriamala
Mpiasan’ny TELMA misotro ronono
Tsy adino ny (…)
-
lundi 30 juillet 2007
| 548 visites
- ANDRIAMANANTENA Hermann sy Fara - ANDRIAMANANTENA Léa - ANDRIAMANANTENA Jonès - RASOLONDRAINIBE Jean Veloson sy Noro - Ny vady navelan’ltpkl ANDRIAMANANTENA Roland - ANDRIANARY Marosoa sy Rahely - RAMARIJAONA Andrianjafy sy Myriame - RAZAKARIVONY ANDRIAMANANTENA Elise
sy ny zanaka aman-jafiny, ny mpiray tampo aminy, ny mpiray tampo amin’ny vadiny, ary ny fianakaviana manontolo
Dia manolotra fankasitrahana feno sy fisaorana mitafotafo Ho an’ny Fiangonana, ny mpiara-miasa, ny (…)
-
samedi 28 juillet 2007
| 293 visites
Ny zanaka aman-jafiny sy ny fianakaviana manontolo, dia maneho fisaorana sy fankasitrahana ho an’ireo rehetra tonga nidodododo nampahery sy nampionona azy ireo, tamin’ny namoizany ny ray malalany :
RAJAONARISON Robert Eugène
Mpitsara misotro ronono Filohan’ny Fitsarana ambaratonga voalohany tao Mahajanga Mpisolovava Commandeur de l’Ordre National Malagasy.
Nodimandry ny Talata 10 Jolay 2007.
Tsara levenana ny maty ary heni-kaja ny velona, Andriamanitry ny fiadanana anie homba (…)
-
mercredi 18 juillet 2007
| 265 visites
Ny Zanaka aman-jafiny : Fianakaviana RAMANANTSOA Raphaël, Ny Fianakaviana manontolo : Taranak’Itompokolahy RAMARCEL mivady, Terak’Itompokolahy RASAMOELINA Justin mivady
dia maneho etoana ny fisaorana sy ny fankasitrahana feno anareo, any ampitandranomasina (France) sy teto an-toerana ary avy amin’ny lafy valon’ny Nosy niarak’ory, nanotrona, nampionona, nankahery ary nitrotro am-bavaka azy ireo, noho ny namoizany ny Reny malalany :
RAVELOARINELINA Esther (Vady navelan’Itpkl RAMANANTSOA (…)
-
samedi 14 juillet 2007
| 335 visites
Isaorana anie Andriamanitra be famindram-po Rain’i Kristy Jesosy amin’ny fampiononana. Ny vadiny : ABRAHAM RATSIMBASON Hanta Ny zanany : Elodie, Antoine, Jules Ny iray tampo aminay ary ny fianakaviana manontolo
dia maneho etoana ny fisaorana sy fankasitrahana feno ho anareo rehetra nankahery sy nampionona anay tamin’ny namoizana ny hava-malalanay :
ABRAHAM Solofo Désiré
Andriamanitra tompon’ny fahasoavana anie hamaly fitia anareo rehetra. Ary miala tsiny indrindra (…)
-
mardi 10 juillet 2007
| 266 visites
Ny Zanany, ny Zafiny, ny Zafiafiny, ny Iraitampo aminy, ny Iraitampo amin’ny vadiny ary ny fianakaviana manontolo, dia maneho ny fisaorana sy fankasitrahana anareo rehetra izay tonga nidodododo nampionona sy nampahery ary nitrotro amim-bavaka tamin’ny namoizany ny malalany :
RAKOTOMALALA Robert
Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo.
Miala tsiny indrindra amin’ireo tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.
-
samedi 7 juillet 2007
| 271 visites
Ny zanany : RANDRIAMIADANA Fredson mivady RAJEMISON Michel mivady RAHANITRINIALA Perline RASOLOMANANA Norbert mivady RAJEMISON Roger mivady RAVAOSOLO Simone RAJEMISON Modeste RAJEMISON Clément mivady RAJERY Jemisa
Ny zafiny, ny zafiafiny, ny fianakaviana manontolo,
dia maneho fisaorana sy fankatelemana an’ireo havana sy namana, mpiara-miasa, mpiara-monina rehetra izay tonga nanotrona, nidodododo, nampionona sy nampahery azy ireo tamin’ny namoizany ny malalany :
RAZAFINTSOA Vady (…)
-
mardi 3 juillet 2007
| 312 visites
Ny Rainy, ny reniny
Ny Iray tampo aminy
Ary ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana entoana anareo rehetra tonga nidodododo sy nampahery anay tamin’ny namoizanay ny malalanay :
RAKOTONINDRAINA Manantena Tanjona (Rata)
Andriamanitra anie hamaly fitia anareo, ary ialana tsiny ho an’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoandrano be loatra
-
mardi 3 juillet 2007
| 372 visites
Ny vadiny : ZAKARIZAFY Lydie
Ny zanany : Rivo sy Lili mianakavy, Tojo sy Pe mianakavy, Haja ary Lova
sy ny fianakaviana rehetra dia maneho etoana ny fisaorana sy fankatelemana ho an’ireo izay tonga nidodododo sy nampahery azy ireo tamin’ny namoizany ny malalany :
Docteur RATSIMANOHATRA Edmond
Ialantsiny ho an’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.
-
mardi 3 juillet 2007
| 483 visites
Mamy sy Olga RAKOTONARIVO ROBEL sy ny zanany
Andriamalala ROBEL sy ny zanany
Ny iray tampo aminy sy amin’ny vadiny ary ny fianakaviana manontolo
Dia maneho etoana ny fisaorana sy fankasitrahana feno anareo havana aman-tsakaiza tsy an-kanavaka, na ny teto an-toerana na ny tany ivelany, niarak’ory, nanotrona, nampionona, nankahery tamin’ny nahalasanan’ny malalany :
Blaise Hubert ROBEL
Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie homba anareo mandrakariva.
-
mardi 3 juillet 2007
| 1238 visites
Ny reniny : Ranivosoa Charline Ny zanany : Voahirana sy Mamy R. Ravahatrarivo Niriniaina Ravahatrarivo Volatiana sy Andry Rabemanantsoa Faramalala sy Alsen Andrianaivosolo Noro O. Raharimalala Ny zafiny : Faly, Tovo, Liana, Mirindra, Kessi, Titan Ny iray tampo aminy : Sedisoa Rasolonjatovo sy ny zanaka aman-jafiny Sely sy Seta A. Rasolonjatovo Hery sy Jean Délice Rakotoarisoa sy ny zanany Dieu Domine sy Lanto Rasolonjatovo sy ny zanany Hanitriniaina Randrianarisoa sy ny zanaka aman-jafiny (…)
-
samedi 30 juin 2007
| 552 visites
Ny zanany, ny zafiny ary ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana ny fankasitrahana feno anareo tapaka sy namana, mpiara-miasa, mpiara-monina izay nanotrona, nampionona sy nankahery ary nitrotro amim-bavaka azy ireo, noho ny namoizany ny malalany :
JENERALY RADAODY-RALAROSY René Andriamanitry ny Fiadanana anie hamaly fitia sy homba anareo.
Miala tsiny indrindra amin’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.
Ny fianakaviana dia hivory ao amin’ny lot VR (…)
-
samedi 16 juin 2007
| 353 visites
Ny vadiny, ny zanaka aman-jafiny ary ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana feno ireo rehetra naneho fiaraha-miory nidodododo nampahery azy ireo tamin’ny fahalasanan’
Itompokolahy RAHETLAH Alphonse Behevitra (Commissaire Principal de Police) Ny Filoham-pirenena Marc RAVALOMANANA mivady, Ny Minisitry ny Raharaham-bahiny, ny Minisitry ny Fitsaràna, ny Minisitry ny Fitaterana sy ny Fizahan-tany, ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Filaminam-bahoaka. Ny Fianakaviam-ben’ny (…)