Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 5 avril 2026
Antananarivo | 18h51
 

Fisaorana

RAKOTONINDRAINA Manantena Tanjona

mardi 3 juillet 2007 |  321 visites 

Ny Rainy, ny reniny

Ny Iray tampo aminy

Ary ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana entoana anareo rehetra tonga nidodododo sy nampahery anay tamin’ny namoizanay ny malalanay :

RAKOTONINDRAINA Manantena Tanjona
(Rata)

Andriamanitra anie hamaly fitia anareo, ary ialana tsiny ho an’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoandrano be loatra