Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 09h56
 

Fisaorana

RASOANOROVELO RALIBERA Angèle Alice

- ANDRIAMANANTENA Hermann sy Fara
- ANDRIAMANANTENA Léa
- ANDRIAMANANTENA Jonès
- RASOLONDRAINIBE Jean Veloson sy Noro
- Ny vady navelan’ltpkl ANDRIAMANANTENA Roland
- ANDRIANARY Marosoa sy Rahely
- RAMARIJAONA Andrianjafy sy Myriame
- RAZAKARIVONY ANDRIAMANANTENA Elise

sy ny zanaka aman-jafiny, ny mpiray tampo aminy, ny mpiray tampo amin’ny vadiny, ary ny fianakaviana manontolo

Dia manolotra fankasitrahana feno sy fisaorana mitafotafo
Ho an’ny Fiangonana, ny mpiara-miasa, ny mpiara-monina, ary ny havana aman-tsakaiza rehetra izay nanotrona sy nampahery ary nitondra azy am-bavaka tamin’ny namoizany ny reniny, renibeny :

Ny Andriambavy
RASOANOROVELO RALIBERA Angèle Alice
(Vady navelan’ltpkl. ANDRIAMANANTENA Samuël)

izay niamboho tamin’ny 25 Jolay 2007

Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anarao.

Miala tsiny indrindra amin’ireo tsy tratry ny fampandrenesana noho ny hafenoan-drano be loatra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS