Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 18 octobre 2025
Antananarivo | 05h51
 

Fisaorana

RAJAONARISON Robert Eugène

samedi 28 juillet 2007 |  293 visites 

Ny zanaka aman-jafiny sy ny fianakaviana manontolo, dia maneho fisaorana sy fankasitrahana ho an’ireo rehetra tonga nidodododo nampahery sy nampionona azy ireo, tamin’ny namoizany ny ray malalany :

RAJAONARISON Robert Eugène

Mpitsara misotro ronono
Filohan’ny Fitsarana ambaratonga voalohany tao Mahajanga
Mpisolovava
Commandeur de l’Ordre National Malagasy.

Nodimandry ny Talata 10 Jolay 2007.

Tsara levenana ny maty ary heni-kaja ny velona,
Andriamanitry ny fiadanana anie homba anareo mandrakariva.
Miala tsiny amin’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.