Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 25 septembre 2026
Antananarivo | 15h47
 

Fisaorana

Gilles RAMIARISON

jeudi 16 août 2007 |  363 visites 

Ny fianakaviana manontolo, dia maneho etoana ny fisaorana feno fankasitrahana, an’ireo rehetra nikarakara sy tonga nidodododo noho ny fahalasanan’

Itompokolahy Gilles RAMIARISON

ary miala tsiny indrindra amin’ireo tsy tratra antso, noho ny hafenoan-drano be loatra.