Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 19 octobre 2025
Antananarivo | 13h34
 

Fisaorana

Itompokolahy RAHETLAH Alphonse Behevitra

samedi 16 juin 2007 |  354 visites 

Ny vadiny, ny zanaka aman-jafiny ary ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana feno ireo rehetra naneho fiaraha-miory nidodododo nampahery azy ireo tamin’ny fahalasanan’

Itompokolahy RAHETLAH Alphonse Behevitra

(Commissaire Principal de Police)

 Ny Filoham-pirenena Marc RAVALOMANANA mivady,

 Ny Minisitry ny Raharaham-bahiny, ny Minisitry ny Fitsaràna, ny Minisitry ny Fitaterana sy ny Fizahan-tany, ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Filaminam-bahoaka.

 Ny Fianakaviam-ben’ny Polisim-pirenena, ny Fitsaràna, ny Fiadidiana ny Repoblika, ny OSTIE, ny « Construction Moderne de Madagascar » (CMM),

 Ireo tapaka sy namana tsy ankanavaka.

Miala tsiny indrindra amin’ireo izay tsy tratra antso nohon’ny hafenoan-drano be loatra.