Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 13 septembre 2025
Antananarivo | 22h53
 

Fisaorana

RAVELOARINELINA Esther

mercredi 18 juillet 2007 |  265 visites 

 Ny Zanaka aman-jafiny :
Fianakaviana RAMANANTSOA Raphaël,

 Ny Fianakaviana manontolo :
Taranak’Itompokolahy RAMARCEL mivady,
Terak’Itompokolahy RASAMOELINA Justin mivady

dia maneho etoana ny fisaorana sy ny fankasitrahana feno anareo, any ampitandranomasina (France) sy teto an-toerana ary avy amin’ny lafy valon’ny Nosy niarak’ory, nanotrona, nampionona, nankahery ary nitrotro am-bavaka azy ireo, noho ny namoizany ny Reny malalany :

RAVELOARINELINA Esther
(Vady navelan’Itpkl RAMANANTSOA Raphaël)

Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie homba anareo mandrakariva

Miala tsiny amin’ireo tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

Antanimena Tsaramasay
ANTANANARIVO 101
MADAGASCAR

Bussy St Georges
FRANCE