Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 21 mars 2026
Antananarivo | 01h09
 

Fisaorana

RATSIMANOHATRA Edmond

mardi 3 juillet 2007 |  376 visites 

Ny vadiny :
ZAKARIZAFY Lydie

Ny zanany :
Rivo sy Lili mianakavy, Tojo sy Pe mianakavy, Haja ary Lova

sy ny fianakaviana rehetra dia maneho etoana ny fisaorana sy fankatelemana ho an’ireo izay tonga nidodododo sy nampahery azy ireo tamin’ny namoizany ny malalany :

Docteur RATSIMANOHATRA Edmond

Ialantsiny ho an’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.