Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 26 octobre 2025
Antananarivo | 23h39
 

Fisaorana

RAJAOBELISON Manohisoa Andriamala

mercredi 1er août 2007 |  393 visites 

Ny vadiny :
RASOAZANATSOA Norohanta Hestile

Ny zanany :
RAJAOBELISON Sariaka

Ny reniny :
Mme Veuve RAJAOBELISON Aimée

Ny rafozany :
RAMANANTSOA Joseph

Ny iraitampo aminy
Ny iraitampo amin’ny vadiny
Ary ny fianakaviana manontolo

dia maneho etoana ny fankasitrahana feno anareo rehetra, havana, tapaka, namana, izay tonga nidodododo nampionona sy nankahery azy ireo tamin’ny namoizany ny malalany :

RAJAOBELISON Manohisoa Andriamala

Mpiasan’ny TELMA misotro ronono

Tsy adino ny Personnel ao amin’ny RISTOCELLI (HOMI)

Andriamanitra Fitiavana anie hamaly fitia anareo.

Miala tsiny indrindra amin’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.