Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 septembre 2025
Antananarivo | 13h21
 

Fisaorana

Maître RAJAOSAFARA Henri

samedi 4 août 2007 |  697 visites 

Ny Zanany :
RAZAFINDRAZAKA Claudine sy Patrick ary ny zanany
RAMBOATIANA Huguette sy Rolland ary ny zanany
RAJAOSAFARA Roland sy Aurélie ary ny zanany
RAJAOSAFARA Christian sy Bakoly ary ny zanany
RABARIOELINA Farasoa sy Hary ary ny zanany

Ny Fianakaviana manontolo

dia maneho fankasitrahana feno sy fisaorana mitafotafo anareo rehetra izay tonga nidodododo nampionona sy nankahery, nitondra ambavaka ary nanotrona azy ireo tamin’ny namoizany ny malalany :

Maître RAJAOSAFARA Henri

Heni-kaja amam-boninahitra ny velona tompoko, ary tsara levenana ny maty.

Koa Andriamanitry ny fiadanana anie homba sy hamaly fitia anareo tsirairay avy.

Mialan-tsiny indrindra amin’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}