Ny reniny :
Ranivosoa Charline
Ny zanany :
Voahirana sy Mamy R. Ravahatrarivo
Niriniaina Ravahatrarivo
Volatiana sy Andry Rabemanantsoa
Faramalala sy Alsen Andrianaivosolo
Noro O. Raharimalala
Ny zafiny :
Faly, Tovo, Liana, Mirindra, Kessi, Titan
Ny iray tampo aminy :
Sedisoa Rasolonjatovo sy ny zanaka aman-jafiny
Sely sy Seta A. Rasolonjatovo
Hery sy Jean Délice Rakotoarisoa sy ny zanany
Dieu Domine sy Lanto Rasolonjatovo sy ny zanany
Hanitriniaina Randrianarisoa sy ny zanaka aman-jafiny
André Rakotomalala mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Clairette sy Samuel Rafidinanahary sy ny zanany
Louly sy François Lelégard sy ny zanaka aman-jafiny
Irène sy Solo Rajaonarivelo sy ny zanany
Véronique Rabearisoa sy ny zanany
Nirina sy Andriamaharavo Rafenoarivo sy ny zanany
Pascaline Ravaorisoa sy ny zanany
Emélie sy Charmant Andrianantenaina sy ny zanaka aman-jafiny
dia maneho etoana ny fisaorana ho antsika rehetra tonga nidodododo nampahery tamin’ny namoizany ny malalany :
RASOLONJATOVO Hantavololona
(Vady navelan’Itompokolahy Ravahatrarivo Frédéric)
nodimandry ny Alatsinainy 25 Jona 2007.
Andriamanitry ny fiadanana anie homba anareo mandrakariva.
Miala tsiny amin’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.