Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 24 octobre 2025
Antananarivo | 22h26
 

Fisaorana

ABRAHAM Solofo Désiré

samedi 14 juillet 2007 |  336 visites 

ï »¿ï »¿ï »¿Isaorana anie Andriamanitra be famindram-po Rain’i Kristy Jesosy amin’ny fampiononana.

 Ny vadiny :
ABRAHAM RATSIMBASON Hanta

 Ny zanany :
Elodie, Antoine, Jules

 Ny iray tampo aminay ary ny fianakaviana manontolo

dia maneho etoana ny fisaorana sy fankasitrahana feno ho anareo rehetra nankahery sy nampionona anay tamin’ny namoizana ny hava-malalanay :

ï »¿ï »¿ABRAHAM Solofo Désiré

ï »¿ï »¿Andriamanitra tompon’ny fahasoavana anie hamaly fitia anareo rehetra. Ary miala tsiny indrindra amin’ireo tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

ï »¿hratsimbason@yahoo.fr
7, parc de l’Est
76130 Mont Saint Aignan (France)