Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 1er juillet 2025
Antananarivo | 01h01
 

Fisaorana

RANOROSOA Perpétue

jeudi 16 août 2007 |  289 visites 

Mankasitraka ny fitiavana nasehonareo, nandritra ny andro-pahavelomany, ny fotoana nitsaboana azy, ny fodiany mandry ny malalanay :

RANOROSOA Perpétue
Vady navelan’i Itpkl. TELEGONE Simon Paul

tamin’ny zoma 27 Jolay 2007.

izahay :
- ankohonany
- iray tampo aminy
- iray tampo amin’ny vadiny
- fianakaviana manontolo

Tamin’ny fo feno fitiavana tokoa no nidodododoanareo mpianakavin’ny finoana, tapaka sy namana, mpiara-miasa, mpiara-monina nankahery anay.
Andriamanitra dia Fitiavana ; Izy no mandrotsaka ny fiadanana sy hamaly fitia anareo.

Miala tsiny indrindra tamin’ireo tsy tratra antso.