Ny zanany :
– RANDRIAMIADANA Fredson mivady
– RAJEMISON Michel mivady
– RAHANITRINIALA Perline
– RASOLOMANANA Norbert mivady
– RAJEMISON Roger mivady
– RAVAOSOLO Simone
– RAJEMISON Modeste
– RAJEMISON Clément mivady
– RAJERY Jemisa
Ny zafiny, ny zafiafiny, ny fianakaviana manontolo,
dia maneho fisaorana sy fankatelemana an’ireo havana sy namana, mpiara-miasa, mpiara-monina rehetra izay tonga nanotrona, nidodododo, nampionona sy nampahery azy ireo tamin’ny namoizany ny malalany :
RAZAFINTSOA
Vady navelan’Itompokolahy RAJERY (RAJEMISON)
Noho ny hafenoan-drano be loatra, dia hanehoanay ny fialan-tsiny amin’ireo izay tsy tratra antso.
Koa mankatelina tompoko,
Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo.