Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 06h45
 

Fisaorana

PHILIPPE ANTOINE Narifetra

-  Ny rainy :
PHILIPPE ANTOINE

-  Ny iray tampo aminy :
HARILALAO Aurore mianadahy avy sy ny vady aman-janany

- Ny fianakaviana manontolo

dia maneho etoana ny fisaorana sy fankasitrahana feno anareo havana, tapaka sy namana, mpiara-miasa, mpiara-monina, mpianakavin’ny finoana tonga nampionona, nampahery tamin’ny namoizany ny malalany :

PHILIPPE ANTOINE Narifetra
(Lala)

Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo.
Miala tsiny indrindra ho an’ireo tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS