Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 13h07
 

Fisaorana

RASEHENOSOA Valentine Olympe

Ny zanany :
RABESON RAZAFIMAHALEO Gisèle sy ny zanaka aman-jafiny
RAJAOFERA RAZAFIMAHALEO Zoé sy ny zanaka aman-jafiny
DOMENICHINI RAMIARAMANANA Michel sy Jacqueline
RAZAFIMAHALEO Martial Pierrot ary ny zanany
RASOARAHONA Benjamin sy Marianne ary ny zanany (France)
RAZAFIMAHALEO Clémence ary ny zanany (France)
RAMBOATIANA William sy Constance sy ny zanaka aman-jafiny
RAZAFIMAHALEO Thierry (France)

Ny iray tampo aminy :
RAKOTONIRINA RAZANABELONORO Gisèle sy ny zanaka aman-jafiny

Ary ny fianakaviana manontolo

dia maneho etoana ny fisaorana sy fankasitrahana anareo rehetra tonga nidodododo, nankahery sy nitondra am-bavaka ary nanotrona azy ireo tamin’ny namoizany ny malalany :

RASEHENOSOA Valentine Olympe
(Vady navelan’Itklahy RAZAFIMAHALEO François)

Isaorana manokana :
Ny fikambanan’ny MDMK’ny EKAR MMI Ankadivato
Ny Espace Médical

Tsara levenana ny maty ary henin-jaka, henim-boninahitra ny velona.
Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo tsirairay avy.

Miala tsiny indrindra amin’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

Ny fianakaviana dia mbola hivory ny sabotsy 01 Septambra 2007 manomboka amin’ny 2 ora tolakandro ao Isoraka Ambatonilita, Lot IBG 23 Villa Victoria.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS