Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 28 février 2021
Antananarivo | 09h36
 

Fisaorana

RAVELOARISOA Madeleine

-  Ny zanany :
RAHAROLAHY Rahantamalala sy ny zanaka aman-jafiny
RAHAROLAHY Edelyn sy ny zanaka aman-jafiny
Professeur RAHAROLAHY Dhels sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’ltpkl RAMANANTSOA

-  Ny iray tampo aminy sy ny zanaka aman-jafiny
- Ny havany sy ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana anareo rehetra nidodododo sy nampahery azy ireo tamin’ny namoizany ny malalany :

Ramatoa
RAVELOARISOA Madeleine
Commandeur de l’Ordre National
Mpampianatra sy Tale nisotro ronono
(Sekoly Vinet, Sekoly Zahatra Ambohimalaza)

Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo.
Miala tsiny indrindra amin’ireo tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

Ny Fianakaviana dia hivory eny amin’ny PK.8, Route d’Ambohimanga (RN3) ny Alahady 04 Novambra 2007 manomboka amin’ny 10 ora maraina.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS