Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 septembre 2025
Antananarivo | 18h17
 

Fisaorana

Colonel RAJAONARISON Bréchard

samedi 18 août 2007 |  651 visites 

Ny zanany, ny zafiny ary ny fianakaviana manontolo dia manolotra etoana ny fisaorana an’ ireo izay nidodododo nankahery sy nampionona tamin’ny nahalasanan’i

Colonel RAJAONARISON Bréchard
Ancien Attaché Militaire auprès de l’Ambassade Malgache à Paris
Ancien Conseiller Militaire du gouvernement

Andriamanitra anie hamaly soa anareo.

« Ialàna tsiny indrindra tamin’ireo tsy tratra antso »