Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 17 mars 2026
Antananarivo | 08h42
 

Fisaorana

ANDRIAMADISON Tantely Fanomezana & ANDRIAMADISON Julien

samedi 15 décembre 2007 |  1739 visites 

Ny vadiny, ny zanany, ny zafiny, ny iray tampo aminy ary ny fianakaviana manontolo,

dia maneho fisaorana feno sy lehibe ho anareo izay tonga nidodododo, nankahery sy nitondra amim-bavaka tamin’ny nahalasanan’ny hava-malalanay :

ANDRIAMADISON Tantely Fanomezana
ANDRIAMADISON Julien
Avocat à la Cour
Commandeur de l’Ordre National

Andriamanitra ny fiadanana anie hamaly fitia anareo.

Miala tsiny amin’ireo tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.