Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 28 février 2021
Antananarivo | 10h03
 

Fisaorana

RAVELOHARINIVO Alice

-  Ny zanany :
RAMBELO Henry sy Fanja sy ny zanaka aman-jafiny
RAMBELO Daniel sy Vola sy ny zanaka aman-jafiny
RAMBELO Monique sy ny zanaka aman-jafiny
RAMBELO Michel sy Rosine sy ny zanaka aman-jafiny
RAMBELO Nicole

-  sy ny fianakaviana manontolo

dia maneho etoana ny fankasitrahana feno tanteraka anareo niaraka ory sy nitondra ny mavesatra ary nankahery tamin’ny nandaozana ny malalany :

RAVELOHARINIVO Alice
(Mama Lisy)


Andriamanitry ny fiadanana anie homba sy hamaly fitia ho anareo.
Miala tsiny indrindra ho anareo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS