Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 3 octobre 2026
Antananarivo | 11h50
 

Fisaorana

RATOVELO Maminirina Ratovoarisoa

samedi 26 janvier 2008 |  975 visites 

–  Ny vadiny :
RATOVELO Josiane

–  Ny zanany :
RATOVELO Michaël
RATOVELO Gaël
RATOVELO Stella

–  Ny reniny :
RATOVELO Marthe

–  Ny iraitampo aminy, ny iraitampo amin’ny vadiny

–  Ny fianakaviana manontolo

Dia maneho etoana ny fisaorana ho an’ireo izay tonga maro nidodododo nampionona sy nankahery ary nitondra am-bavaka azy ireo tamin’ny namoizany ny hava-malalany :

Ny Andriana
RATOVELO Maminirina Ratovoarisoa

Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}