Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 décembre 2025
Antananarivo | 00h04
 

Fisaorana

RATOVOARISON Prosper

mercredi 9 avril 2008 |  1006 visites 

  Ny vadiny :
RAZANAJAONA Marie-Ernestine

  Ny zanany :
RAZAFINJATOVO Roland sy Monique sy ny zanany (Paris)
MABILLE Alain sy Sahondra sy ny zanany (Bordeaux)
Drs ANDRIANTAFIKA Joseph sy Alice Heritiana sy ny zanany (Paris)
RATOVONDRAHONA Emile sy JuIia sy ny zanany (Paris)

 ary ny fianakaviana manontolo,

dia maneho etoana ny fisaorana sy ny fankasitrahana tanteraka ireo rehetra, niaraka ory sy nitondra ny mavesatra ary nankahery azy ireo tamin’ny namoizany ny malalany :

RATOVOARISON Prosper


Andriamanitry ny Fiadanana anie homba sy hamaly fitia ho anareo. Miala tsiny indrindra aminareo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.