Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 03h49
 

Fisaorana

Ratovo Guy Bertholet Cyriaque

jeudi 3 avril 2008 |  953 visites 

 Ny Komity Mpitantana,
 Ny Toniam-pitantanana,
 Ny Birao Foiben’ny Mutuelle du Personnel,
ary ny Mpiara-miasa rehetra ato
amin’ny CNaPS

dia maneho etoana ny fisaorana sy ny fankasitrahana feno anareo rehetra tonga nidodododo nampahery sy nampionona ary nitondra am-bavaka azy ireo tamin’ny namoizany an’i

RATOVO
Guy Bertholet Cyriaque


izay nodimandry tamin’ny Talata 01 Aprily 2008.

Andriamanitra fitiavana anie hamaly fitia anareo.