Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 9 juillet 2025
Antananarivo | 23h26
 

Fisaorana

RANDRIANJAFY EDOUARD

samedi 9 février 2008 |  1241 visites 

  Ny vadiny :
TAFANGY Marguerite

  Ny zanany :
FOZARA RANDRIANJAFY Mickaël, Antonio, Iris, Noëlys.

  Ny Reniny :
Jeanne BERNADETTE

  Ny reny nitaiza azy :
RAMAKARARO, R. Vincentine

  Ny Iray tampo aminy

  Ny iray tampo amin’ny vadiny

Dia maneho ny fisaorana mitafotafo :
• ny havana aman-tsakaiza rehetra
• ny fikambanana FIZA, FIANTA, SAMIA
• ny mpiara-miasa amin’ny vadiny ao amin’ny CEG Ambohidratrimo
• ny FKT 67 Ha Afovoany-Andrefana sy ny mpifanolo-bodirindrina

Tonga nidodododo sy nampionona ary nampitraka tamin’ny namoizany ny malalany :

RANDRIANJAFY EDOUARD
dit Maïtre
(ex-SG COUM ANKATSO II)


Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly soa anareo, ary miala tsiny amin’ireo izay tsy tratra antso nohon’ny hafenoan-drano be loatra.