Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 6 avril 2026
Antananarivo | 07h32
 

Fisaorana

RAKOTOMANGA Benjamin

samedi 19 juillet 2008 |  1640 visites 

RAKOTOMANGA John Nirina mianadahy avy sy ny fianakaviana manontolo dia maneho etoana ny fisaorana tamin’ny nidodoanareo nohon’ny nahalasan’ny malalanay :

RAKOTOMANGA Benjamin


Andriamanitra anie hamaly fitia anareo.

Miala tsiny ho an’ireo tsy tratra antso nohon’ny hafenoan-drano be loatra.

Cité Ampefiloha
Logt 534
Antananarivo 101