Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 23 octobre 2025
Antananarivo | 12h43
 

Fisaorana

Marie Clémentine SAGOT

mercredi 24 septembre 2008 |  927 visites 

Maître Louis Sagot sy ny vadiny ary ny zanaka aman-jafiny
Maître Anne Marie Sagot
Docteur Marie France Sagot
Ramatoa Yolande Sagot
Andriamatoa Henri Koller sy Sylvie vadiny ary ny zanaka aman-jafiny.
Andriamatoa Frédéric Saucourt mivady sy ny zanany Charline
Sy ny fianakaviana iray manontolo.

Dia maneho etoana ny fisaorana lehibe sy fankasitrahana ho anareo rehetra izay nampahery azy iroo tamin’ny namoizany ny malalany :

Marie Clémentine SAGOT

Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo.

Ny fianakaviana dia hivory ao Mandroseza ANTANANARIVO 101 ny Asabotsy faha-27 Septambra 2008 manomboka amin’ny folo ora maraina.