Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 25 septembre 2026
Antananarivo | 02h02
 

Fisaorana

RAMASINAIVO Haja Tiana

samedi 7 juin 2008 |  1138 visites 

–  Ny vadiny :
Ramatoa Nathalie RADAVIDRA RAMASINAIVO

–  Ny zanany :
RAMASINAIVO Mialy
RAMASINAIVO Josoa

–  Ny reniny :
RAMASINAIVO Olga

–  Ny rafozany :
Jacky RADAVIDRA mivady

–  Ny iray tampo aminy
– Ny iray, tampo amin’ny vadiny
– Ary ny fianakaviana manontolo
,

dia maneho fisaorana sy fankatelemana feno ho an’ireo rehetra tonga nidodododo nampahery sy nampionona azy ireo, tamin’ny fahalasanan’ny malalany :

RAMASINAIVO Haja Tiana


Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo tsirairay avy ary miala tsiny amin’ireo tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}