Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 7 juillet 2025
Antananarivo | 02h08
 

Fisaorana

RANDRIAMBOLOLONA Robin Guy Laurent

vendredi 31 mai 2013 |  1040 visites 

Ny zanany :
RANDRIAMBOLOLONA Harinirina Charline sy RATSIMBAZAFY Jean François
RANDRIAMBOLOLONA Hirijinandrianina Charles

Ny zafiny :
NOMENATSILAVINE Adriel ey NOROTSITOHAINA Annie

Ny iray tampo aminy, ny iray tampo amin’ny vadiny sy ny fianakaviana manontolo, dia maneho fisaorana sy fankatelemana feno ho an’ireo izay tonga nidodododo niarak’ory, nitrotro am-bavaka sy nampahery sy nampitraka, tamin’ny nampindraman’ny Tompo azy ireo ny Rainy ; Dadabeany :

RANDRIAMBOLOLONA Robin Guy Laurent
(RAINISOA)
Vady navelan’i RABEBINIRINA Louisette Alphonsine

Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie handrotsaka ny fiadanany aminareo tsirairay avy.

Miala tsiny indrindra ho an’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

charles.randriambololona@gmail.com

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}