Ny vadiny :
ANDRIAMIARANA Ramavoarivelo Lalaoarisoa
Ny zanany :
JAOALISON Lalaoarivelo Naly sy JAOALISON Lalaoarivelo Mialy
Dia mankasitraka sy mankatelina ireo rehetra nidodododo nampitraka sy nanotrona azy ireo tamin’ny fahalasana’ny malalany :
ANDRIAMIARANA
Rambeloson Jaoalison
(Docteur Rambelo)
Chirurgien dentiste tao Fianarantsoa
Singanina manokana ireo sampan-draharaham-panjakana rehetra any Faratsiho, indrindra fa ny SSD Faratsiho tamin’ny anjara biriky nentiny nanomboka tany Faratsiho hatrany amin’ny toeram-pandevenana Alasora Avaradrano.
Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo.
Miala tsiny indrindra tompoko ho anareo tsy tratra antso nohon’ny hafenoan-drano be loatra.