Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 11h37
 

Fisaorana

Rajaona ANDRIAMANANJARA

mercredi 5 octobre 2016 |  1580 visites 

Ny vadiny,
Ny reniny,
Ny rafozany,
Ny zanaka aman-jafiny, ny iray tampo aminy sy amin’ny vadiny, ary ny fianakaviany manontolo,

dia maneho fisaorana arahim-pitiavana feno anareo havana, tapaka sy namana, mpiara-miasa, izay tonga nidodododo, nanotrona, nankahery, nampitraka tamin’ny namoizany an’i :

Rajaona ANDRIAMANANJARA
(Ndrina)

Fankasitrahana manokana no atolotra an’ireo rehetra nanampy sy nanohana nandritry ny fotoan-tsarotra tsy nahasalama azy.

Aterina eto indrindra ny fankatelemana ireo manam-pahefana sy ny vondrona isan-tsokajiny :

 Ny Praiminisitra sy ny mpiara-miasa aminy
 Ny Filohan’ny Antenimieran-doholona sy ny kabinetrany
 Ny Loholona Kolo Roger
 Ny Akademia Malagasy
 Ny Ivotoerana Malagasy momba ny Teti-pivoarana
 Association des Comptables du Trésor
 Faribolana Sandratra
 Directeur Générale de l’IST
 Havatsa-UPEM
 FMTS
 Fikambanana FAN.TA.R.O
 Syndicat des Percepteurs Principaux des Finances
 Akon’ny Paradisa Zokiny
 Equipe Division Education/Prevention BIANCO
 Cargill Risk Management
 FI.MPI.MA - Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy
 Tranobiriky FMTA
 Fondation Tany Meva
 Fikambanan’ny Mpanao Teatra Malagasy - FMTM
 Foibe momba ny Teny/AM
 Tarika Solika
 Médecin-Colonel Norton Ramanantsoa Raherizah

Saotra sy fitiavana ho an’ireo havana tsy mba nanadino :

 Havana Ankadivoribe
 Havana Ambohitritankady
 Ny taranak’i Rajaona Victor sy Rasoananahary
 Fiterazo
 Ny taranak’i Rakotondrainibe Charles sy Ranjavelo Edvige
 Ny taranak’i Rajaona Paul sy Razanasaona Louise
 Ny taranak’i Rabemanantsoa sy Ranjavelo Felicie
 Ny tapaka sy namana any Washington, DC
 Ny tapaka sy namana any Minnesota sy Wisconsin
 José, Nirina, Feno, Mamy sy Maholy

Sy ny havana rehetra tsy ankanavaka

Ny soa nataonareo anie hiverina aminareo avo folo heny.

Ny fianakaviana dia hivory ao Andrefandrova ny Asabotsy tolakandro.

Miala tsiny indrindra amin’ireo izay tsy tratra antso, noho ny hafenoan-drano be loatra.

« Veloma ry Ambodivoanjo ! Masína ry ilay Tsimbazaza ! Traraníta finaritra ry Andrefandrova ! Fa efa lasa re iny ilay Mananjara. Efa tsara levenana ao Ambodivato ! »

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}