Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 19 mars 2024
Antananarivo | 07h57
 

Fisaorana

RAZAFY Noelson

-  Ny vadiny :
RASOAZANANY Julienne

-  Ny zanany :
RAZAFINOELISON Eva
ANDRIAMADISOA Martial sy RAZAFINOELISON Liliane (France)
RAINIZANAMASIHARISOA Delphin sy RAZAFINOELISON Juliana
RAZAFINOELSON Fréderic Jules
RAZAKARIVOAVY Franklin sy RAZAFINOELISON Julie Irène

Ny zafikeliny rehetra, ny fianakaviana manontolo dia manolotra fisaorana feno, fankasitrahana anareo rehetra : havana, tapaka sy namana, mpiara-mivavaka, mpiara-monina, mpiara-miasa tonga maro nidodododo nampionona sy nankahery azy ireo tamin’ny namohizana ny ray malalany :

RAZAFY Noelson

Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo.
Dia miala tsiny indrindra ho anareo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

Publicité




Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS